Tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany, omaly maraina, nahitana tanan-jazakely nitondra labozia teo Bemasoandro Itaosy. Mbola nahitana tongotra, notaritarihin’ny amboa tsy lavitra teo. Tapaka tanana sy tongotra hitan’ny fokonolona teny Ampasika Atsimo, fokontany Anosimasina, kaominina ambanivohitra Bemasoandro, distrikan’Antananarivo Atsimondrano, omaly maraina tamin’ny 6 ora sy sasany. Renim-pianakaviana monina eo […]
Other News
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 04 02 2026 )
Federasionina malagasin’ny Tenisy: Hatao ny 14 febroary ny fifidianana filoha
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny sabotsy 14 febroary ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny tenisy (FMT). Io ny tetiandro navoakan’ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni). Araka izany, efa nanomboka omaly ny fametrahana ny taratasy filatsahan-kofidina ho an’ireo […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina, anio, ireo lalao efatra nahemotra, tafiditra anatin’ny andro fahefatry ny fiadiana ny ho tompondandakan’i Madagasikara, PFL. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny maro, amin’izany, ny fifanandrinan’ny Uscafoot sy ny AS Ste Anne, etsy amin’ny Kianja Alarobia. Marihina fa mbola tsy resy mihitsy ny Ste Anne raha toa ka mikendry ny haka fandresena […]
Karate – 80 taona: Vavolombelon’ny tantara i Hanshi Hugues
Nankalazaina ny sabotsy 31 janoary lasa teo ny faha-80 taonan’i Hanshi Raharimanantsoa Hugues. Fifampizarana sy fampiofanana teny amin’ny Kianja mitafon’Ankatso no nanamarihana izany. Tonga marobe namaly ny antso ireo mpikatroka amin’ireo haiady 4 nataony dia ny Karate-do, Yoseikan Budō, Tai-chi-chuan ary ny Iaidō. Vavolombelon’ny tantara tamin’ireo haiady karazany 4 ireo […]






