Ho avy eto Madagasikara, hizara fahaizana sy hampitombo traikefa ho an’ireo mpanazatra sy ny mpilalao, i Rui Fernandes sy i Guilherme Farinha, avy any Portugal. Hanomboka ny 12-21 febroary, etsy Betongolo sy Ambatolampy Tsimahafotsy, ny hetsika. Mikarakara hetsika fampiofanana mpanazatra sy mpilalao ny sekolin’ny baolina kitra Dream Team. Araka ny […]
Other News
Vondrona VATO: Tsy afapo amin’ny fanavaozana
Nisy ny fanazavana nentin’izy ireo ho an’ny mpiray tanindrazana, afakomaly, teny Antanimena. Nanamafy izy ireo fa tsy mbola ilay tena fanavaozana no misy ankehitriny. Mangataka ny hanatanterahan’ny filoham-panjakana ny teny nataony ny 11 oktobra 2025 izy ireo. “Miandry ny fandravana tanteraka ireo andrimpanjakana misy izahay, toy ny Antenimierampirenena, ny Fitsarana […]
TARATRY ny KANTO
Mbola mijanona ho fahatsiarovana sy tora-po fotsiny. Anisan’ny firenena tia manangona ny Malagasy, raha ny nambaran’ny mpikaroka maro. Hatramin’izao, anefa, tsy mbola miasa araka ny tokony ho izy ny tahiry ananan’ny tokantrano malagasy. Tsy mbola hainy ny mandrafitra ny tantara avy amin’ireny tahiry ireny. Io no dingana mila hampahafantarina sy […]
Ratovo: Haseho ny « Zava-bita amin’ny valiha »
Mpitendry, mpikaroka, mpamorona, mpampianatra… Ratovo na Ratovo Valiha. Sehatra maro teto an-toerana sy tany ivelany no efa nahita ny talentany. Haneho ireo dingana efa vitany tao anatin’ny taona maro izy. Tahaka ny zavamaneno maro fahita maneran-tany, na eo amin’ny endrika amam-bika, na eo amin’ny fomba fampiasana sy fitendrena, sns, nahitana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitsahatra avokoa ny fanampiana ara-tsakafo ho an’i Madagasikara ho an’ity taona ity. Hananosarotra ny famatsiana ny tokantrano marefo, indrindra ireo traboina noho ny loza voajanahary. Miantso fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana ny sehatra tsy miankiana hanampiana ny mpiray tanindrazana sy hanohanana ny orinasa malagasy. Voatazona ho 12% ny “taux directeur”, […]






