Ahina ho vaky ny fefiloha eny Ampahitrosy izay mety hiantraika hahavaky ny tohodranon’Ampahitrosy, distrika Atsimondrano, vokatry ny orambe, nikija tamin’ny faran’ny herinandro teo. Manoloana izany, tsy mipetra-potsiny ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), fa mandray anjara araka izay tandrify azy. Miandraikitra izany ny Fitantanana ny Haiavolentan’ny tontolo ambanivohitra (Direction […]
Other News
Village des SAE: Tantsoroka ho an’ny fandraharahana sy tetikasan’ny tanora
Rohy mampifandray ny mpandraharaha sy ireo mpiara-miombon’antoka ny rafitra mpanohana sy mpanome tantsoroka ny fandraharahana ho an’ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara. Miantoka ny fampiroboroboana ny harinkarena ny fanohanana ny mpandraharaha, hanamafisana ny toekarena sy hampirisihina ny tanora hamorona sy hitondra tetikasa ho an’ny fampivoarana ny firenena sy ny velon-tenany. […]
FANTINA sy FINTINA
Iriana ny hahavitan’ny fihaonambem-pirenena sy ny fifidianana Lalàmpanorenana ary ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana, araka ny nambaran’ ny filoham-panjakana, Randrianirina Michaël, nandritra ny fandraisany ireo iraky ny Sadc, omaly, teny Iavoloha. Nanteriny fa filoham-panjakana, araka ny fanapahan’ny HCC, ny tenany. Efa am-perinasa amin’ny fakan-kevitra ireo iraky ny Sadc. Anisan’ny efa […]
Mediatiora : “Ny fananan-tany sy ny fitsarana no mampikaikaika vahoaka”
“Ny antontan-taratasy maro an’isa indrindra azonay dia ny momba ny fananan-tany. Manaraka, ny amin’ny fitsarana. Ireo anankiroa ireo no anisan’ny mampikaikaika ny vahoaka malagasy ary vaindohan-draharahan’ny asa ataonay”. Izay ny fanazavan’ ny Mediatiora na ny mpiahy ara-drariny sy mpiaro ny vahoaka, ny Pr Andrianaivotseheno Ravaka, teny Anosy, omaly, taorian’ny fihaonany […]
Fihavaozana ho an’ny rehetra
Anisan’ny mahoraka indray amin’izao fotoana ny fifandrohitana politika. Tonga vahiny rahateo ka tsy afa-miala amin’ny fanangonan-kevitra. Misy ny mitazona ny teny nomeny, misy ny efa mivadika sahady amin’ny mpiara-nitolona. Tsy mahagaga rahateo izany fa efa samy anatin’ny kajikajin’ny fitadiavan-tseza sy fikatsahana tombontsoa avokoa. Ny an’ny sasany aza efa tonga […]






