Other News

Filaharan’ny Fifa : Tafakatra laharana faha-104 i Madagasikara

Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, ny filaharana vaovaon’ireo firenena mifanintsana amin’ity taranja ity maneran-tany. Nisondrotra eo amin’ny laharana faha-104 i Madagasikara na dia tsy nandray anjara tamin’ny Can farany teo aza. Niakatra laharana iray indray. Na dia tsy niatrika ny fiadiana ny am­boaran’i Afrika […]

Filohan’ny Antenimierampirenena: “Aoka hohajaina ny fanapahan-kevitry ny fitsarana”

“Ny hita amin’izao, lasa tsy mahay indray ny fitsarana? Fa nahay izy teo aloha… Rehefa amin’ny andro inona dia marina ny fanapahan-kevitry ny fitsarana? Misy resaka politika ao anatiny. Aoka kosa hohajaina ny fanapahan-kevitry ny fitsarana”. Izay ny nambaran’ny filohan’ny Antenimieram­pirenena, Randrianasoloniai­ko Siteny, teny Tsimbazaza, omaly, ny amin’ny fanalana ireo […]

Tetikasa « Aiza Eh ! » : Hanampy ireo mpise­hatra ara-javakanto

Hanomboka ny taon-javakanto ao aminy ny CGM / GZ etsy Analakely. Mialoha izany, te hanampy ireo mpisehatra mba hahitana ny tena filan’izy ireo, ity ivo-toerana alemà-malagasy ity. Amin’ny alalan’ilay tetikasa « Aiza Eh ! » io, izay natao indrindra hanangonana ireo soso-kevitra avy amin’ireo mpisehatra ara-javakanto rehetra, arakaraka ny sokajin-kanto misy azy ireo. […]