Manaiky ny fifidianana saingy mitsipaka ny tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fivoriamben’ny Federasionina malagasin’ny handball (FMHB), ny filoha mpitantana ny ligin’Atsinanana, Razanadrakoto Harinaivo. Mangata-panazavana ny amin’ny trosa teo aloha izy. Ny sabotsy lasa teo, namory mpanao gazety teo amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, Razanadrakoto Harinaivo, filohan’ny ligin’Atsinanana amin’ny taranja handball. Nilaza ny tsy […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Tontosa teny Andafiavaratra, omaly, ny fanaovan-tsonia ny fangatahana ofisialy, fampidirana ny Misiona Katolika Ambodifotatra Sainte Marie, ho harem-bakoka iraisan’izao tontolo izao. Amin’ny maha fiangonana kristianina voalohany teto Madagasikara azy no angatahana izany eo anivon’ny Unesco. Vavolombelon’ny tantaran’i Madagasikara amin’ny maha harem-bakoka azy rahateo ity fiangonana ao Sainte Marie ity. Nomarihin’ny […]
Minisiteran’ny Kolontsaina: “Misokatra amin’ny mpanakanto rehetra”
Tsy niandry ela. Vantany vao nigadona an-tanindrazana dia noraisin’ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera sy ireo mpiara-miasa aminy teny Anosy, ny alin’ny talata teo, i Denise. Avy nandrombaka ny anaram-boninahitra “Vehivavy mpanakanto mendrika indrindra aty Afrika Atsinanana izy, nandritra ny “All Africa Music Awards”, izay natao tany Lagos Nigéria […]
Kabary : Mivelatra fa mihen-danja?
Marihina, anio, ny « Androm-pirenena ho an’ny kabary ». Zavakanto, kolontsaina, soatoavina, anisan’ny mivelatra be ny kabary raha tazanina amin’ny isan’ny hetsika sy ny olona misehatra ao aminy. Saika ahitana fampianarana sy fampiofanana momba ny kabary ny ankamaroan’ny sekoly, indrindra fa ny tanàn-dehibe. Ny ankamaroan’ny « hetsika », saika ahitana kabary avokoa. Tsy vitsy […]
Ny tantara tsy fanadino : Tsy omen’ny Malagasy hasina ny teniny
Tsy mety tafapaka any amin’ny tontolon’ny fanabeazana mihitsy ny fanomezan-kasina ny teny malagasy. Efa donton’ireo tsindry avy any ivelany ka tsy mahatsiaro tena ho manao valalanamboa ? Fantatra sy voarakitra tsara ao anaty tantara fa «… Raha tonga teto Madagasikara ny misionera LMS (London Missionary Society), ka nanomboka nampianatra, ny taona […]






