Tapitra tanteraka ny fe-potoana hitantanan’ny filohan’ny “Madagascar Paralympic Committee” (mpc). Efa fantatra ny daty hanatanterahana ny fifidianana, izay hitantana ho an’ny efa-taona manaraka. Hotanterahina ny 23 janoary, eny amin’ ny M Hotel Ampefiloha izany, araka ny fandaharam-potoana. Ligy 13 amin’ireo 15 misy no manana ny fahazoan-dalana hifidy hatreto ary efa […]
Other News
Fandrobana an’i Zigle sy i Sedrick: Nametraka fitoriana ny klioban’ny Decines
Niharan’ny herisetra tany France, ny Malagasy mpilalao tsipy kanetibe, i Zigle sy i Yves Sedrick. Nisy nandroba ny fiara nitondra ny entan’izy ireo ny alakamisy alina ka very tamin’izany ny valizy nisy ny akanjo sy ny antontan-taratasy sarobidy, hipetrahan’izy mirahalahy any an-toerana. Niteraka resabe teto Madagasikara sy tao anaty tambanjotran-tserasera […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 6 700 taonina (t) ny lohamenaka naondran’i Madagasikara nandritra ny 11 volana voalohan’ny taona 2025. Nampidi-bola hatrany amin’ny 452, 3 miliara Ar izany sady porofo fa manomboka miverina tsikelikely ny lanjan’ny lohamenaka malagasy. Ny volana avrily no tena betsaka ny vokatra naondrana izay nahatratra 1000 t sy nisanda 60,1 […]
Ady amin’ny fahatapahan-drano: Nahazo milina miisa 14 ny Jirama
Mijanona ho sakana amin’ ny famatsian-drano isan-tokantrano ny fahatapahan’ny herinaratra, antony indrindra nahatonga ny minisitry ny Rano, ny fanadiovvana ary ny fidiovana, Dr Razafindrianiaina Minosoa, nanolotra ireo milina famokarana herinaratra miisa 14 ho an’ny Jirama hiantohana ny famokarana rano fisotro madio. “Manomboka amin’ny 5kVA ka hatramin’ny 500 kVa ny tanjak’ireo […]
Vokatra hafarana : Hanokatra fanadihadiana ny ANMCC
Hanokatra fanadihadiana mahakasika ny fidiran’ireo entana avy any ivelany, izay mitobaka eny an-tsena sy heverina fa hanohintohina ny famokarana sy ny fifaninana ara-barotra eto an-toerana ny ” Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales” (ANMCC). Voakasika ao anatin’izany ireo fantsona vita amin’ny plastika, ireo akora fampiasa amin’ ny fanamboarana mofomamy […]







