Other News

Sehon’ny tarika ‘Zay : «Hihaona indray », hisy tapakila fanampiny ho an’ny mpankafy

Namoronana toerana fanampiny ireo tena mpankafy ny tarika ‘Zay. Vokatry ny fangatahan’izy ireo, taorian’ny « Génération 2000 » teo izany. Herinandro teo izay no efa nanambarana fa lany tanteraka ny tapakila. Mahakasika ilay fampisehoana lehibe hanamarihin’ny tarika ‘Zay ny faha-30 taonany, izay hatao ny alahady 26 jolay ho avy izao, etsy amin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Tanterahina any Shanghai, Chine, ny World Artificial Intelligence Conference (WAIC) 2026. Hetsika iraisam-pirenena miresaka ny hoavin’ny Faharanitan-tsaina Artifisialy (IA). Maherin’ny 30 ny firenena mandray anjara ka anisan’izany i Madagasikara. Mitaky fiaraha-mientana maneran-tany ny IA, indrindra amin’ny vanim-potoan’ny IA generative sy ny fampidirana azy ao anatina indostria. Miditra amin’ny dingana ara-teknika […]

ClimateLaunchpad 2026: Startup 3 hisolo tena ny Malagasy any Singapour

Nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana manaraka amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena ClimateLaunchpad 2026, Razanamparany Vero, tamin’alalan’ny tetikasany ValorLink sy Raminosaona Zina, mpanorina ny tetikasa ICP. Miampy an’Andriambe­lozaka Liane, tompon’ny tetikasa Sebio. Nandresy tamin’ny famaranana ny fifaninanana natao tetsy Antaninarenina izy telo mianadahy. Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny famaranana isam-paritra hatao any […]

Ladoany Antanimena : Entana miisa 118 hatao lavanty ampahibemaso

Feno entana tsy nalain’ny tompony, efa an-taonany maro, etsy amin’ny magazay fitahirizana entana an’ny Fadintseranana malagasy, etsy Antanimena. Tsy maintsy hirosoana ny fanaovana lavanty ampahibemaso, ary hitohy any amin’ny magazay hafa izany. Hatao ny alatsinainy 10 aogositra 2026 ho avy izao, amin’ny 8 ora ma­raina, etsy amin’ny magazain’ny Ladoany Antanimena, […]