Other News

ABL-U23 : Tanjona ny hahavitan’ny klioba iray lalao 9

Niditra tamin’ny andro faha-13, ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana izay tanterahina isaky ny faran’ny herinandro, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano.  Fanamby efa napetraka hatrany am-piando­ha­na,  ho an’ny ligin’Anala­manga ny basikety,  ny hisian’ny lalao maro araka izay tratra,  amin’ny sokajy […]

Olan’ny Jirama : Hatomboka any Antsira­nana ny fanadihadiana

Ho famahana ny olana sedrain’ny orinasa Ji­rama, nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Niompa­nan’­ izany ny mahakasika ny fanadihadiana ataon’ny depiote. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randriana­soloniaiko Siteny sy ny filohan’ny Vaomiera mpanadihady mahakasika ny orinasa Jirama, Rakotoniaina Pety. Nanotrona azy ireo mpikambana ao […]

TARATRY ny KANTO

« Parts d’êtres», mirakitra asa soratry ny dokotera kolonely Horace Joëlle. Bokin-tononkalo amin’ny teny frantsay izy ity, izay nampahafantarina ny faran’ny herinandro teo. Ireo zavatra hitany, tsapany ary niainany avy amin’ny fifaneraserany aman’olona no aingampahin’ity mpanoratra, mpitsabo ary miaramila manamboninahitra ambony ity. Misy lohahevitra maro voizin’ireo tononkalo tsirairay mandrafitra ny boky […]

CGM/GZ – Seho ankalamanjana : Andiany faha-15 ny « Jazz@Tohatohabato »

Ao anatin’ny fialantsasatra lehibe ny mpianatra. Fantatra, omaly, fa hiditra amin’ny andiany faha-15 ny « Jazz@­ Tohatohabato » na ilay hetsika lehibe momba ny jazz, karakarain’ny Cercle Germano-Mala­gasy/GZ (CGM/GZ), fanao isan-taona eto an-dRenivo­hitra sy ny manodidina. Ny alarobia 5 aogositra, « Jazz kids ». Hiaka-tsehatra ao amin’ny Tranompokono­lona Analakely ireo ankizy kely manan-talenta amin’ny […]