Fitaovana ahafahana miroso amin’ny sehatry ny matihanina ny fananana kolontsaim-pandraharahana. Nampiofana izany ho an’ireo mpianatra taona faharoa miisa 22 (eo anelanelan’ny 14 ka hatramin’ny 18 taona), avy ao amin’ny Collège agricole Manganoro, disitrikan’Ambatondrazaka, ny ekipan’ny DIRIDSP. Tanjona ny hahafahan’ny tanora miatrika am-pahatokisana sy am-pahombiazana ny fandraharahana miandry azy ireo aorian’ny […]
Other News
Airtel money-Baobab Bank : Azo atao ny fifanakalozam-bola niomerika
Nitondra zava-baovao eo amin’ny tontolon’ny fifanakalozam-bola niomerika ny Airtel Money Madagasikara sy ny Baobab Banky. Vita sonia, omaly, ny fiaraha-miasa ahafahan’ny mpanjifan’ny roa tonta mifanakalo vola, mandefa na misintona vola. Mora ampiasaina, tsy mila fivezivezena, haingana, tsy mifidy fotoana, ora na andro, fa azo atao foana. Amin’ny alalan’ny finday no […]
Fikambanana AFCD: Mila atrehina ny fiovan’ny toetr’andro
Niorina ny taona 2016 ny fikambanam-behivavy ho an’ny kolontsaina sy ny fampandrosoana (AFCD). Tanjony ny hitandroana ny kolontsaina sy ny tontolo iainana, mba ho fanoitra mitondra fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy eny amin’ny vondrom-piarahamonina. Nanomboka ny taona 2024, anisan’ny tena nifantohan’ny fikambanana ny fanampiana ny vehivavy any ambanivohitra hiatrehana ny fiovan’ny […]
Madagasikara SAE : Mitondra vahaolana amin’ny fandraharahana
Tsy hita intsony eo amin’ny tsena ny 80% ny orinasa na ny mpandraharaha aorian’ny roa taona niforonany. Mbola afaka mivelatra kosa ny 20 % ambiny. Napetraka ny vovonana www.madagascar-sae.com hanomezana tantsoroka ny fandraharahana. Manana talenta sy manana finiavana handraharaha ny tanora. Mananosarotra nefa ny fahitana fandaharanasa na tetikasa afaka manohana […]
FANTINA sy FINTINA
Hanamafisana ireo fahaiza-manao ho an’ny mpiantsehatra amin’ny fikaonandoham-pirenena no hatao amin’ity jolay ity, araka ny tetiandron’ny FFKM. Manomboka amin’ny volana aogositra izao, hatramin’ny marsa 2027 kosa, ny firotsahana an-tsehatra. Miainga eny anivon’ny fokontany sy kaominina, ny distrika ary ny faritra izany. Ny fitantanan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry. Anisan’ny hodinihina […]






