Nambara tao amin’ny pejin’ny Malagasy Rugby, afakomaly, fa noho ny fahoriana mianjady amin’ny klioban’ny UASC Cheminots Rugby na ny Besetroka, nisy ny fanovana ny fandaharam-potoan’ny lalao izay hotontosaina ny alahady ho avy izao. Fantatra fa hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny lalao sakana hiakarana amin’ny diviziona voalohany, “XXL Top 12”, izay […]
Other News
Échecs-“World Schools” : Laharana faha-13 i Madagasikara
Tontosa ny 6 hatramin’ny 11 jolay lasa teo, tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny “Fide World Schools Team Championship 2026”, taranja échecs. Laharana faha-13 i Madagasikara. Tsy diso anjara tamin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany ho an’ny lalaontsaina échecs an-tsekoly, na “Fide World Schools Team Championship 2026”, natao tany Cape Town, Afrika Atsimo […]
Argentine vs Angleterre : Nosakanan’i Messi ny lalan’i Kane sy ny Anglisy
Tafita hiatrika ny famaranana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », ny Albiceleste Argentine. Nahazo ny tapakila hiatrehana izany izy ireo rehefa nanilika ny Three Lions Anglisy nandritra ny lalao manasa-dalana faharoa. Notaperin’i Messi sy ny Albiceleste Argentine teo amin’ny manasa-dalana ny lalan’ny Anglisy eo amin’ny fiadiana […]
TARATRY ny KANTO
Mitohy ny fanamarihana ny « Iray volan’ny hosodoko », any Mahajanga. Nisy ny atrikasa « Famoronana portfolio », notarihin’i Irina sy Istahn avy ao amin’ny Maison d’art Wtia Sary Boeny, ny alarobia teo. Hitohy amin’ny atrikasa « momba ny maha kanto » izany ny sabotsy izao, iarahana amin’i Ma-Fia, poeta mpanao slam. Mbola mitohy ihany koa […]
Ho valalanamboa… : Mitady ho difotra ny kolontsain’Imerina
Iray amin’ireo kolontsaina maro fahavalo ny eto Imerina. Misy ny mikiky avy ao anaty, fa tsy vitsy ihany koa ireo mandona avy any ivelany… Raha tsy mitandrina, ho difotra tsy ho ela ny kolontsain’Imerina. Ho an’ny mpandalina tantara sy fomba ary ny hay fivoaran’ny fiarahamonina, manana ny kolontsaina mampiavaka azy […]






