Tontosa ny alakamisy 30 oktobra hatramin’ny sabotsy 1 novambra lasa teo, tany Antsirabe, ny andiany fahadimy amin’ny “Orange kilonga M’kanety”, taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana ho an’ny sokajy 17 taona no ho midina (U17), zazalahy, nokarakarain’ ny Orange Madagascar sy ny Place de la pétanque Ampefiloha. Nandrombaka ny amboara i Brayan […]
Other News
Baolina kitra : Hitsapa fahaizana ao Nantes France i Bono
Misandratra hatrany ny Malagasy mpilalao. Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra izao fa hanao fitsapana ao amin’ ny klioban’ny Fc Nantes diviziona voalohany ao France, i Bono, mpilalaon’ny Disciples FC Vakinankaratra. Raha ny vaovao navoakan’ny Disciples Fc tao amin’ny pejiny, efa tonga ao amin’ny ivotoeram-piofanan’ny FC Nantes i Bono. Hanao […]
“Trophée Magnitry Danse 5”: Norombahin’i Nahary sy i Ezra ny fandresena
Notontosaina ny 8 hatramin’ny 16 novambra lasa teo ny fifaninanana niadiana ny “Trophée Magnitry Danse 5”, taranja dihy ara-panatanjahantena, natao tany Diego. Norombahin’i Nahary sy i Ezra ny fandresena. Ny mpandray anjara avy any Antsirabe, nahitana an’i Nahary sy i Ezra, no nandrombaka ny fandresena tamin’ity indray mitoraka ity. Laharana […]
Boky: Hivoaka eto an-toerana ny «Valihan’Ikaky»
Ny fangatahan’ireo Malagasy monina any ivelany te hahay ny kolontsainy no anisan’ny nahatonga ny famoahana ny boky « Valihan’Ikaky » voalohany tany ampitan-dranomasina. Ny hetahetan-dry zareo no novaliana mialoha noho ny tsy fisiana na tsy fahampian’ny mpampianatra zavakanto sy kolontsaina any ivelany, raha ny fanazavan’ny mpanoratra. Fantatra, omaly, fa hivoaka eto an-toerana […]
Antso farany ho an’izao tontolo izao : Boky manasongadina ny zava-misy ankehitriny
Antomotra tokoa ve ny fara andro araka ny ambaran’ny sasany? Hanao ahoana tokoa ny hoavy? Fanontaniana maro mpametraka mahakasika indrindra ny zava-misy iainana ankehitriny. Tsy eto Madagasikara ihany fa maneran-tany ireo. Niezaka nitondra valiny narahina fanohanan-kevitra manodidina izany ny mpanoratra Rabemanantsoa Rintsamahefa, anatin’ilay boky nosoratany, Antso farany ho an’izao tontolo […]







