Other News

Mpiasam-panjakana ambony : “Tsy misy idiran’ny politika ny fanendrena”

“Manao karazana fanadihadiana kely aho momba azy io.” Izay ny nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, kolonely Randrianirina Mi­chaël, tamin’ny mpanao gazety teny Ankatso, ny faran’ny herinandro teo, momba ny fandraisana mpiasam-panjakana ambony. Taorian’ny fa­moahana ireo mpianatra na­havita fianarana, andiany So­atilo nahazo “licence” sy ny andiany Fanilo mamiratra na­hazo “master”, […]

Fan(a)ovana… politika

  Hisy fiovana sy fanovana amin’izay ny fomba fanaovana politika amin’izao? Na misy hanitsiana ny dia amin’izay atao ny korontana politika miverimberina… Mandra-pahoviana? Ny tsy mijery lalana na izay ametrahany ny tongony, hono, no indroa latsaka amin’ny lavaka nianjerany. Efa nisy tomponandraiki-panjakana ambony teo aloha namaky bantsilana fa ny mpanao […]

Vondrona orinasa Sodiat : « Avelao izahay mpiasa hiasa malalaka sy milamina »

Nanao fihetsiketsehana tao amin’ny tokotanin’ny orinasa, eny Talatamaty, ireo solontenan’ny mpiasa 4 000 eo anivon’ny vondrona orinasa Sodiat, ny asabotsy teo. Maromaro ireo fitakiana sy fangatahan’izy ireo amin’ny fanjakana. Velon-taraina sy manomboka miahiahy tanteraka ka nanatanteraka fi­he­tsiketsehana, nitondra sorabaventy ary naneho ny olany sy ny fangatahany ireto mpiasa marobe ireto. « Mangataka […]