Other News

Fanaraha-maso ny tondrozotra : Tonga eto ny iraky ny ONU sy ny Vondrona afrikanina

Nigadona eto amintsika, omaly, ny delegasionina avy amin’ny Firenena mikambana (ONU), tarihin’i Parfait Onanga- Anyanga sy ny avy amin’ny Vondrona afrikanina (UA), i Mohamed Idriss Farah. Na­voitran’ny fanambaran’ny mi­nisiteran’ny Raharaham-bahiny fa hanamafy hatrany ny fa­havononan’ireo fikambanana roa tonta hanohana an’i Ma­dagasikara izao dian’izy ireo eto izao. « Ao anatin’ny fizotry ny […]

Mahalasa saina

Tsy hita intsony ny ilazana ilay toe-javamisy eto amin’ny tanàna. Toa miverina ny fanjakan’i Baroa. Tsy arakaraka ny maha miaramila dimy lahy be no mitondra. Maika mahazo vahana ny tsy filaminana sy ny tsy fanarahan-dalàna. Mahavarina fa ny vahoaka indray no mametraka ny tiany hitondrana ny fiarahamonina. Fanavaozana amin’ny tsara […]

Minisiteran’ny Fitsarana : “Fandikan-dalàna ny fitsaram-bahoaka ka melohina”

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Navoitran’izy ireo, tamin’izany, ny momba ilay ”Raharaha tany Maintirano”. “Araka ny lalàna velona sy manankery eto amin’ny tany sy ny fanjakana, tsy azo heverina ho meloka ny olona iray raha tsy efa nisy fanadihadiana sy fanangonana porofo feno, ary notsarain’ny fitsarana mahefa”. Io […]