Napetraka tamin’ny fomba ofisialy tao Toamasina ny talem-paritry ny minisiteran’ny Fanavaozana. Voatendry ho amin’izany, ho an’ny faritra Atsinanana, i Boizy Blandine, raha Aldine Bernadette kosa ho an’ny faritra Analanjirofo. Nitarika izany ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. «Hitondra fanavaozana lehibe eto amin’ny firenena ity minisitera ity ka […]
Other News
France vs Espagne : Hisy tompon-toerana tsy hilalao
Hotanterahina, anio, ny manasa-dalana voalohany eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026». Hifanandrina amin’izany ny La Furia Roja Espagne sy ny Les Bleus France. Vonona ny ekipa roa tonta, saingy samy manana olana eo amin’ireo mpilalaony. Ho fantatra amin’ity talata ity izay ekipa voalohany hiatrika ny famaranana amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Hisy ny fanomezam-boninahitra an’i Clarisse Ratsifandrihamanana. Hatao eny amin’ny Akademia Malagasy ny hetsika, rahampitso, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Amin’ny maha mpanoratra sy olon’ny literatiora azy, nanamarika vanim-potoana teto Madagasikara no antony. Hiverenana horesahina mandritra izany ireo sanganasany maro. Tohin’ny fitokanana ilay efitrano fampirantiana mitondra ny anaran’i Clarisse Ratsifandrihamanana […]
Vao mainka atahorana ny piraty: Tsy afa-mivelatra ny tontolon’ny boky
Fanaovana dika mitovy na fisandohana an-karihary. Fotoana ela no efa niadiana tamin’ny fanaovana piraty. Hatramin’izao, tsy mbola mivaingana sy misongadina manoloana ireo tena tompon’ny sanganasa ny vokatra azo. Mitombo isa ny mpivarotra boky eny amoron-dalana. Rehefa tomorina akaiky, dika mitovy miloko avokoa no nanaovana azy ireny. Sady tsy nanonta ny […]
“Fagnontsafa” : Nanasongadinana ny kolontsaina betsimisaraka
Fanehoana firaisankina, fampahafantarana ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao betsimisaraka ny “Fagnotsafa”. Fihaonambe ihany koa ho an’ireo zanaky ny faritanin’i Toamasina aty Antananarivo. Tontosa ny alahady teo ny “Fagnontsafa”, tetsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina. Hetsika iray natao hanasongadinana ny kolontsaina betsimisaraka amin’ny endriny rehetra izy ity, izay fikarakaran’ny Fikambanan’ny zanak’i […]






