Misongadina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena indray ny Malagasy mpisehatra amin’ny judo. Mpanazatra iray no nahazo mari-pankasitrahana avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny judo (IJF Academy), ny herinandro teo, dia ny Maître Randrianitovina Arsène Nambinina. Mpanazatra nasionaly eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Judo Randrianitovina Arsène Nambinina. Niatrika fiofanana nampitain-davitra nandritra ny 18 herinandro, niampy […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Handray anjara amin’ny salon « solidarissimo » atao ao Colmar, Alsace-France, i Madagasikara. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Salon international du tourisme et des voyages (SITV) », natokana ho an’ny fizahantany maharitra sy mirindra. Atao ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra izao ny hetsika, hahafahan’i Madagasikara mampahafantatra ny hakanton’ny Nosy sy hampiroboroboana indray ny […]
Fandaharanasa PLAE IV : Fahombiazana ny tany amin’ny faritra Sofia
Nanomboka ny taona 2017 hatramin’ny taona 2022 ny Fandaharanasa iadiana amin’ny fihotsahan’ny tany, andiany fahefatra (PLAE IV). Teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), novatsian’ny firenena Alemà, tamin’ny alalan’ny KFW ara-bola. Faritra efatra no voakasiky ny fandaharanasa: Amoron’i Mania, Masiatra Ambony, Ihorombe ary Sofia. Tanjona ny hiarovana ny […]
Famatsian-jiro : Miverina ny fahatapahan’ny herinaratra
Tao anatin’ny andro vitsy, lasibatry ny fahatapahan-jiro ny ankamaroan’ny fokontany eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Omaly, efa intelo tapaka farafahakeliny ny herinaratra, izay samy naharitra manodidina ny ora roa avokoa. Mbola tsy tafiditra ao anatin’izany ilay fahatapahana maharitra ny hariva. Nilaza ny Jirama fa miiba tanteraka ny haavon’ny tohodranon’Andekaleka izay […]
Vola 7 miliara Ariary tsy voaverina: Nanomboka ny volana mey 2024 no tsy nahaloa trosa ny SMGD
Nitondra fanazavana momba ny resa-bola eo anivon’ny Cnaps ny tale jeneraly, Rahaingonjatovo Vimbina, omaly, tetsy Ampefiloha. Anisan’ny noresahiny ny manodidina ilay vola 11 miliara Ariary, nindramin’ny SMGD. Nanambara ity tomponandraikitra ity fa ho alain’ny Cnaps ny Société municipale de gestion digitale (SMGD), raha tsy voaloa ny 7 miliara Ar ambiny. […]







