Tsy raikitra ny hetsika nokasain’ny vovonan’ny Mpitankasina Mijoro eny Anatirova. Saika hanatontosa ny famerenan-kasina ho an’ny Rovan’Antananarivo izy ireo, anio, kanefa tsy nahazo alalana na nanova ny fandaharam-potoana. Misy ihany ny hetsika hatao amin’ny maha andro voatondro azy, saingy any amin’ny toeran-kafa. Nanambara kosa ny mpitanana ny Rova, fa noho […]
Other News
Tarika Rheg : Andiany faha-14 ny « November Rock »
Iray amin’ireo hetsika lehibe fanao isan-taona eo amin’ ny tontolon’ny rock ny «November Rock». Hotanterahin’ny tarika Rheg, ao amin’ny CCEsca Antanimena, ny 15 novambra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, izany. Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-14 ity seho ity. Niainga tany amin’ny taona 2000. Efa lalan-davitra no nodiavin’ny «Rock Heavy […]
Fanabeazana : Mila averina ny fitantarana…
Fanavaozana sy fiverenana any amin’ny fototra ary fanabeazana. Anisan’ny nampilentika ity firenena ity ny tsy fananana na tsy fahitana mpanabe vanona sy natao ho fitaratra. Raha ireny no mipoitra sy afaka manatanteraka ny adidiny, hanana ny maha izy azy indray ny Malagasy sy ny taranany. Hiaina ny « fanahy no olona ». […]
Fidisoa Ramanahadray : “Manampy be amin’ny fikirakirana sary ny IA”
Mpaka sary efa anisan’ireo ela teo amin’ny sehatra, niaina ny fivoaran’ny tontolon’ny saripika, i Fidisoa Ramanahadray, izay naka namana ny “Intelligence artficielle” izao. Hiompana amin’izay ny lohahevitry ny “SAR’nao” amin’ity. Mpanampy sa fahavalon’ny zavakanto ny faharanitan-tsaina artifisialy na ny IA? Tato anatin’ny taona vitsy nampiroborobo azy, maro ireo sehatry ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nesorina tamin’ny toerany ireo tale jeneraly maromaro eo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, araka ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, omaly. Voatendry ho tale jeneralin’ny Sampandraharaham-pirenena miady amin’ny hosoka « Agence nationale anti-fraude » kosa ny Kly Andrianasoavina Charles. Hanao fitsirihana ireo minisitera sy Andrimpanjakana ny mpisafo raharaham-panjakana (IGE). Haharitra 90 […]






