Other News

MJS – Fédérations sportives : Alain Désiré Rasambany prône le dialogue et la transparence

À peine installé à la tête du ministère de la Jeunesse et des Sports, Alain Désiré Rasambany a rencontré hier les présidents des fédérations sportives au Palais des Sports Mahamasina. Fidèle à sa vision de gouvernance participative, il a réaffirmé son engagement en faveur d’une gestion transparente et d’une concertation […]

« Football propre »: Mobilisation massive attendue devant le Stade Barea

La coupe est pleine. D’anciennes gloires du football malgaches, figures emblématiques de l’équipe nationale, appellent à une mobilisation massive devant le Stade Barea demain, pour dénoncer des dysfonctionnements qui gangrènent la fédération malgache de football (FMF). Au cœur de leur combat, le retour à un football propre, débarrassé des abus […]

FANTINA sy FINTINA

Nilatsaka ny didy tsy fahazoana mivoaka an’i Madagasikara (IST), ho an’ny minisitra teo aloha, Sahondrarimalala Marie Michelle, sy ny mpiara-dia amin’ny fitondrana teo aloha, Rinah Rakotomanga. Niainga avy eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany izany didy izany. Midika ireo fa mbola hisy fanadihadihadiana hatao amin’izy ireo. Fifandaminana eo anivon’ny Antenimieram­pirenena ny fifidianana […]

Depiote Rajerison : “Ny nataon’ny teo aloha ihany ny eny amin’ny Antenimiera”

“Aminay manokana, raha izao ny fiovana sy fanovana nitolomana: maty momoka. Tsy mety intsony”, hoy ny depiote tsy miankina voafidy tany Arivonimamo tamin’ny anaran’ny Fivoi, Rajerison Antoine, ny amin’ny fifidianana birao maharitra eny anivon’ny Antenimierampirenena, afakomaly. Raha ny lisitry ny olona ho lany ao amin’ny birao maharitra: efa fantatra sy […]