Other News

VAOVAO TAMBATRA

Namoaka fanambarana nentina hamaliana ny orinasa Ravinala Airports indray ny Orinasa Adema, omaly. Misongadina amin’izany ny fitakiana tsy misy hatak’andro ny vola rehetra tokony ho azon’ ny Adema, nanomboka ny taona 2020. Ny fanafoanana ny resaka kolikoly. Miantso ny fitondram-panjakana ity orinasa ity mba hijery akaiky ny raharaha ankehitriny. Nandray […]

Tsena iraisam-pirenena : Mampiasa ny Galileo ny Madagascar Airlines

Misokatra hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny Madagascar Airlines. Nanam­bara ity orinasam-pitaterana ana habakabaka ity fa tafiditra ao amin’ny rafitra “Global Dis­tribution System” (GDS) Ga­lileo an’ny Travelport ny tolotra omeny ny mpanjifa. Fitaovana ampiasain’ny Agence de voyage maneran-tany amin’ny famandrihana sidina, trano fandraisam-bahiny, fiara ho­faina ary tolotra fitsangantsanganana hafa ny Galileo. […]

Sendikan’ny Jirama : Mitaky ny fialan’ny Tale jeneraly

Araka ny vaovao niparitaka tao anaty tambajotran-tsera­sera, omaly, mikasa hanao fitokonana faobe, anio, etsy Ambo­hijatovo, ny eo anivon’ny orinasa Jirama. Ny sendikan’ny mpia­san’ny Jirama sasany no hitarika izany eny an-toerana. Mbola mipetraka ho votoatin’ny fitakian’izy ireo ny fanalana ny tale jeneralin’ity orinasa ity, i Ron Weiss, ary milaza izy ireo […]

Fampiasana ny Internet : Miantso ny hijerena ny sarany ny Artec

Manao antso avo hijeren’ireo orinasam-pifandraisan-davitra ny saran’ny fampiasana ny internet eto amintsika ny Artec. Velon-taraina mahakasika ny tolotra ny mpanjifa. Nandray andraikitra ma­noloana ny fitarainan’ny mpanjifa mahakasika ny saran’ny internet eto Mada­gasikara ny Autorité de régulation des technologies de communication (Artec). Araka izany, miantso ireo orinasam-pifandraisan-davitra hijery akaiky sy hanitsy […]

TARATRY ny KANTO

Hisy ny fihaonan’ny zanak’i Menabe eto Antananarivo, hotontosaina rahampitso, eny amin’ny Villa Kalotody Andohanimandroseza, izay haka endrika lanonana sy fiaraha-misakafo. Hanafana ny fotoana ry Sylange Kilalaky, Thybaut ary Bekasety. Eo koa ny DJ Frunk, hanohy amin’ny fampandihizana. Maimaim­poana ary hanasan’ny fikambanana ireo zanak’i Menabe rehetra izany. Iraimbilanja, etsy amin’ny Piment […]