Hanamarika ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, ny fiverenan’ny ekipan’ny Stef’Auto volley-ball avy any Toamasina eo ambony Kianja. Hifaninana eo amin’ny sokajy vehivavy ity ekipa ity, rehefa tsy niatrika izany nandritra ny fotoana ela. Misy ihany ireo klioba vaovao, toy ny HMVB Matsiatra Ambony sy ny […]
Other News
Basikety Tana Ville-U20 : Tompondaka ny JCBA sy ny MB2All
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana niadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, ho an’ny seksionina Antananarivo Renivohitra. Teo amin’ny sokajy latsaky ny 20 taona, voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy lehilahy, ny JCBA Analamanga, rehefa nandresy ny ekipan’ny AKBB tamin’ny isa 53 no […]
« CAF Awards 2025 » : Anisan’ny hisafidianana ny Coach Rôrô
Tsy mitsahatra ny misongadina ny anaran-dRakotondrabe Romuald Felix (Coach Rôrô). Taorian’ny zava-bitany nandritra ny “Chan 2024”, nantsoina hanazatra ny ekipa Young Africans, Tanzanie, izy. Amin’izao indray, voafantina ho anisan’ireo hisafidianana izay ho mpanazatra mendrika indrindra aty Afrika. Navoakan’ny Kaonfederasionina afrikanina baolina kitra (Caf) tamin’ny fomba ofisialy, tao amin’ny tranokalam-pifandraisany, omaly, ny […]
« Afrima 2025 »: Voafidy hifaninana i Denise
Vaovao lehibe indray ho an’i Denise manokana, sy ho an’ny tontolon’ny mozika malagasy amin’ny ankapobeny. Nanambara tamin-kafaliana ity mpanakanto ity, omaly, fa voafidy ho anisan’ireo hifaninana mandritra ny «All Africa Music Awards 2025» na ny «Afrima» izy. Ao amin’ny sokajy mpihira vehivavy mendrika indrindra aty Afrika Atsinanana no misy an’i […]
Noho ny fangatahan’i Bodo… : Naroso ny 16 novambra ny sehon’i Marion
Nifandamina ny samy mpanakanto sy ny mpikarakara. Efa tapaka izany ary tsy miova intsony fa ny alahady 16 novambra no hanaovana ilay fampisehoan’i Marion, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. «Noho ny fangatahan’i Bodo manokana dia nomenay azy ny daty 23 novambra, izay efa azy teo aloha ihany saingy najanon’ny mpikarakara […]






