Hanomboka hanao ny fakan-kevitra miainga amin’ny fokontany 192 eto Antananarivo Renivohitra, ny vovonana Antenimieran’ny tolona ho amin’ny fanavaozana (ATF) amin’ity herinandro ity. Hanao kongresy nasionaly koa ry zareo amin’ny septambra hanapahan-kevitra ny amin’izay ho lalan-kizorana amin’ny raharaham-pirenena. Tsy ekena ny hevitra efa tapaka mialoha no holaniana. “Ny hevitry ny maro […]
Other News
Zava-dehibe
Tsy ho ela, higadona ny 3 jona hanombohana ny fikaonandoham-pirenena. Andro isaina sisa… Nefa hatramin’izao, tsy mazava amin’ny ankamaroan’ny olom-pirenena izay tena hatao. Tenenina matetika, ohatra, ny hoe miainga any ifotony, ny Malagasy rehetra no hakan-kevitra, tsy misy hevitra avela… Amin’ny fomba ahoana? Mila fanazavana: iza avy, ohatra, no ho […]
MFM – Fikaonandoham-pirenena: “Tsy misy ahina ny fanatanterahana azy »
Mizara ny heviny mahakasika ny fikaonandoham-pirenena ny filoha mpiara-mitantana ny antoko MFM, Randrianirina Jean Ignace. Nambarany teny Antanimena, ny faran’ny herinandro lasa teo, fa: “Tsy vitan’ny FFKM na ny minisitera irery, fa mila fifanomezan-tanana. Tokony hifanatona hatrany… ” .Nohamafisiny fa mila miara-miasa ny fiangonana sy ny minisitera. Andrasana ny fanombohana […]
Kolonely Randrianirina Michaël: “Leo kolikoly ny vahoaka”
Nanamafy ny filohan’ny fanavaozana fa atao laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly, izay mankaleo ny vahoaka. Nasiany tsindrim-peo manokana ny fanamboaran-dalana sy ny fitsinjaram-pahefana tena izy. Mitohy ny fitetezam-paritra hataon’ny filohan’ ny fanavaozana sy ny mpiara-miasa aminy. Nijery ifotony fanarenana ny lalam-pirenena faha-41, mampitohy an’Ikelikapona sy Fandriana izy, tamin’ny sabotsy. Tafiditra […]
Production solaire: 12,5 MWc injectés dans le RIA
La production d’électricité issue de l’énergie solaire monte en puissance dans le Réseau Interconnecté d’Antananarivo (RIA). Depuis le 24 mai, la capacité installée atteint désormais 12,5 mégawatts-crête (MWc), pour renforcer l’approvisionnement électrique de la capitale et de ses environs. Selon les données communiquées par le ministère de lÉnergie et des […]






