Other News

Crise à Madagascar: les chancelleries occidentales appellent au dialogue

Le corps diplomatique regroupant les Ambassades d’Allemagne, de Corée, de France, du Japon, du Royaume-Uni, de Suisse et la délégation de l’Union européenne à Madagascar, se dit préoccupé par la situation qui prévaut à Madagascar. Dans un communiqué, les chancelleries occidentales appellent à un dialogue constructif. «Nous adressons nos condoléances […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanainga omaly, nihazo an’i Lybie, i Nicolas sy i Fenohasina, Malagasy mpilalao baolina kitra. Hamonjy ny kliobany Al Merrik izy mirahalahy amin’ny fanohizana ny fifaninanana nasionaly ataon’izy ireo. Fihaonana hotanterahina ny 4 oktobra ho avy izao, raha tsy misy ny fiovana. Tsiahivina fa mpilalao niatrika ny Chan izy mirahalahy ireo. […]

Fifaninanana Rugby 2025/2026 : Maro ny fitsipika miova manomboka izao

Namoaka fampahafantarana tao amin’ny tambajotran-tseraserany, ny alarobia lasa teo, ny tale teknika nasionaly sy ny kaomision’ny mpitsara eo anivon’ny Malagasy Rugby fa misy ny fitsipika vaovao ho an’ny taom-pilalaovana 2025/ 2026. Maro ny miova ary tsy maintsy ampiharina manomboka amin’ny fifaninanana manaraka eo. Ampahany ihany no hany hatolotra eto, araka […]

Africa Cup 3×3 : Ekipa 24 hifaninana eto Madagasikara

Handray ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja basikety 3×3, ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 5 hatramin’ny 7 desambra izao. Ekipa 14 eo amin’ny sokajy lehilahy sy ekipa 10 eo amin’ny vehivavy no voasoratra anarana ao anatin’ny fandaharam-potoana, ao amin’ny Fiba. Ho avy eto Madagasikara avokoa ireo ekipa afrikanina ireo, raha […]

Fifanintsanana “Mondial 2026”: Kihon-dalana ho an’ny Barea ny lalao amin’i Comores sy i Mali

Sakana roa lehibe no miandry ny Barea, vao misokatra ho azy ireo ny «Mondial 2026». Miandrandra vokatra tsara amin’ireo lalao roa hifanandrinana amin’i Comores, sy i Mali, ny Malagasy. Afaka dimy andro, hianoka lalao baolina kitra indray ny Malagasy mpankafy. Ny 8 oktobra ho avy io, any Côte d’Ivoire, hifandona […]