Other News

FANTINA sy FINTINA

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny depiote Ra­tsiraka Sophie. Nambarany fa fotoana tokony hikaonandoha anaty fotoana fohy sy andinihin’ny hery politika rehetra miaraka amin’ny fiarahamonim-pirenena izao. « Hitadiavana vahaolana mifanandrify amin’ny hetahetan’ny vahoaka ka ho tonga amin’ny fanovana rafitra fitantanana vaovao », hoy izy. Namoaka fanambarana koa ny eo anivon’ny UNDD. Nambaran’izy ireo fa zo […]

Toe-draharaham-pirenena : Miantso ny tsy hifampihantsiana ny HCDDED

Nivoaka tamin’ny fahanginany, herinandro aty aorian’ny nipoahan’ny hetsiky ny tanora, ny eo anivon’ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna (HCDDED). « Aoka hifady ny herisetra sy ny fanakorontanana ary ny fandravana fananana amin’ny endriny rehetra », hoy izy ireo. Anisan’ny nitodihan’ny fanambarana koa ny Hery fiarovana sy ny filaminana […]

Mampanahy ny ambana

  Hitohy anio indray ny hetsika fidinana an-dalambe. Asa, inona no hiseho taorian’ny fakana aina, omaly? Raha ny filazan’ny mpikarakara ny hetsika aloha dia hafampana! Avy nanovo hery taorain’ny fitsaharana. Efa milaza fa milamina rahateo ny paikady noho ny fisian’ny kaomity manokana nandray an-tanana izany. Ankoatra ny firaisankina, hiditra amin’ny […]

Famahana ny disadisa politika : Ranolava ny antso ho amin’ny fifampiresahana

Mitobaka ny fanambarana avy amin’ny sokajin’olona samihafa, ho fikatsaham-bahaolana amin’ny krizy eto Madagasikara. Miantso fifampiresahana ialohavana fampitsarahana herisetra ny rehetra. Mivoaboaka tsikelikely ireo fikambanana na vondrona mitaky ny fampitsaharana ny herisetra. Torak’izany ny vovonana sa­mihafa, mangataka ny fifampiresahana malaky amin’ny mpiantsehatra tafiditra amin’ilay disadisa misy ankehitriny. Nanao fanambarana fanindroany, omaly, […]

Tsipy kanetibe-Mondial 2025 : Vonona ny ekipam-pirenena malagasy

J-9 amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy, anio. Fihaonana hotantera­hina any Douaisis, France, ny 9 hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao. Vonona hiatrika izany ny ekipam-pirenena malagasy izay efa any an-toerana rahateo, amin’izao fotoana izao. Ao anatin’ny fanitsiana farany ireo pitsompitsony madinidi­nika sisa ny […]