Hatsaraina amin’ny alalan’ny tetikasa Symbiotic amin’ny fitantanana ny Vondrona Faritra Arovana Mahavavy-Kinkony (CMK), faritra Boeny, tanterahin’ny Asity Madagasikara ny fomba maoderina amin’ny lafiny serasera sy ny fampitam-baovao. Dinidinika niarahana tamin’ny tomponandraikitry ny serasera Asity Madagasikara, Razafindrakoto Mamonjisoa. Gazety Taratra (-) : Inona no tena atao amin’ny tetikasa Symbiotic ? Razafindrakoto Mamonjisoa (*) : […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Tsy tokony hisy aina ho very noho ny raharaha politika, araka ny nambaran’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Nohamafisiny fa tsy azo ekena intsony ny fakana an-keriny sy ny herisetra, ary handraisana fepetra hentitra ireo tompon’antoka. Nidina nijery sy nitsidika ireo fianakaviana niharam-boina ny filoha mivady, omaly. Hentitra ny Praiminisitra, […]
Fepetra avy amin’ny Prefektiora: Haraha-maso akaiky ny mpanala fanadinana
Manao ranolava ny hetsika fandraisana andraikitra. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny prefektiora, omaly ka nanentana ireo ray aman-dreny mba handray an-tanana ny zanany. « Tapitra rahampitso (anio) ny fanadinana BEPC. Alaivo eny amin’ny ivon-toeram-panadinana tsirairay ny ankizy. Entanina isika mba handray an-tànana ny zaza. Efa misy fepetra manokana avy amin’ny hery […]
Marary mafy !
Tsy hita intsony ny teny hoenti-milaza ny zava-miseho eto Madagasikara. Tongan’ny mpampihorohoro tsotra izao eto amin’ny firenena. Tsy vitan’ny mandatsaka ainy, fa tena mamorina ny saina sy ny fanahy. Tsy ny fianakavian’ny lasibatra, na ireo nieren-doza avotra soa aman-tsara no mahita faisana, fa ny sarababem-bahoaka iray manontolo. Tsy ampy […]
Hala-jaza sy tsy fandriampahalemana : Hahazo tohana ny andrimasom-pokonolona avy amin’ny fanjakana
Nandray fepetra manokaka ny fitondrana Fanavaozana. Nambaran’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël fa hisy fandraisana andraikitra eny ifotony manoloana ny tranga miseho amin’izao fotoana izao. ”Vonona ny hamatsy ny Andrimasom-pokonolona ny fitantanana ny fanavaozana ny Repoblika », hoy ny filoha Michaël Randrianirina. Nanteriny fa fandraisana andraikitra eny ifotony amin’ny fanomezana ara-potoana […]






