Other News

VAOVAO TAMBATRA

Arenina ny tetezana eny Mandroseza. Nesorina ireo arofanina vy, izay efa nilatsaka ary efa atao ny famerenana azy amin’ny laoniny. Eo am-pemetrahana ny fototra hiorenan’ny arofanina, hiarovana ny sisin’ny tetezana. Miara-misalahy manatanteraka ny asa ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP), ny kaominina CUA sy Alasora. Natao ny 6-8 jolay teo tany […]

Foibe Ambaninjanahary: Famokarana biolojika

Tany ngazana tany aloha ny any Ambaninjanahary, fokontany, kaominina, distrika Mitsinjo, faritra Boeny. Nosa­fidian’ny Asity Madagasikara, mitantana ny Faritra Arovana Vondrona Mahavavy-Kinkony (CMK), miaraka amin’ny vondrom-piarahamonina, nananganana ny Voly tahaka. Ampi­harina ny famokarana agro-ekolojia na Ala vadim-boly. Izany hoe, tsy mampiasa akora na zezika simika. Maro ny famokarana fitaratra hita […]

Fambolem-bary : Valatahaka 50 ha any Andranomafana

Hametrahana vala tahaka ho an’ny fambolem-bary mirefy 50 ha any Ranomafana Brickaville any amin’ny lalam-pirenena RN2. Manatanteraka azy ny orinasa Com’On Holding, miara-miombon’antoka amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo (MiASA). Tetikasa entina hanavaozana ny fomba famokarana, amin’ny alalan’ny fanajariana ny tany, hampitomboana ny velaran-tany hambolena. Paikady hanatanterahana azy ny […]