Les Assises de la coopération décentralisée Madagascar-France ont pris fin après deux journées d’échanges et discussions. Un événement qui a réuni 500 participants malgaches et français. L’Ambassade de France à Madagascar a officiellement annoncé la signature de plusieurs accords qui permettent de renforcer une coopération durable entre les deux pays. […]
Other News
TSELATRA
Raim-pianakaviana nitondra moto namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamovoizana nahazo azy ny sabotsy 20 septambra 2025 atoandro lasa teo. Avy aty Antananarivo hihazo an’Ampefy izy no niharan-doza. Nidona tamin’ny rindrina teo amin’ny sisin-dàlana hiditra ny fiholanana teo Faratazana Ambodivona, fokontany Ampaisokely, kaominina Miarinarivo, izy. Nahenoana fofona alikaola ity lehilahy ity […]
Ahina ho tsy nahazaka anatra: Ankizivavy 14 taona namoy ny ainy
Ankizivavy vao 14 taona monja, mpianatry ny EPP Mananara Ville, hita faty tao an-tranon’ny mpitaiza azy, ny alahady 21 septambra teo. Hitan’ilay olona nitaiza azy niaraka tamin’ny tovolahy tao an-trano ilay ankizivavy. Nampiaka-peo manoloana ny zavatra hitany ilay mpitaiza, araka ny fanazavan’ny fianakavian’ilay zaza. Tsy nanampo na inona na inona, […]
Asan-dahalo : Lavon’ny bala Ikoba
Namoy ny ainy voatifitry ny zandary ny dahalo raindahiny atao hoe Ikoba, tao amin’ny fokontany Manampisoa, kaominina Tsinjoarivo Imanga, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny sabotsy 20 septambra teo. Nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny tanànan’Antsahabe, anatin’io fokontany Manampisoa, ireo dahalo miisa telo. Nampandre avy hatrany ny mpitandro filaminana ny fokonolona. Nitondra ny […]
Hotel VENUS 67 Ha Atsimo : Lonilony no namonoana ireo Sinoa mianadahy
Tompon’antoka tamin’ny famonoana ireo sinoa mianadahy, tompon’ny trano fisakafoana tetsy 67 Ha Atsimo, ny roa lahy mpiasa tao ihany. Voasambotra ary efa miatrika fanadihadiana izy ireo. Resaka lonilony nisy teo amin’izy ireo sy ny mpampiasa ny anton’ny vono olona. Voasambotry ny polisim-pirenena ny sabotsy lasa teo ny roa lahy, ahina […]






