Betsaka amin’ireo faritra eto Madagasikara no manana ny mampiavaka azy. Anisan’ireo manana ny lazany manokana, indrindra amin’ny lafiny fahadiovana, Antsirabe. Faritra iray mahasarika olona maro noho ny fahadiovany sy ny filaminany Antsirabe. Nisy ny fanadihadiana ifotony teny amin’ny tanàna an-dRenivohitra Antsirabe, ny asabotsy lasa teo. Araka ny tazana eny an-toerana, […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Tsy maintsy hajaina ny fe-potoana nifanarahana. Nanome toromarika ny orinasa Samcrete, manamboatra ny arabe migodana, Antananarivo-Toamasina, ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore. Nohamafisiny fa mila hafainganina ny fanohizana ny asa. Tazonina sy tohizana ny traikefa tsara tamin’ny namitana ny 8 km teo. Mbola misy 80 km ny […]
Faritra Arovana : Naharesy lahatra i Madagasikara, tany Francfort
Atao any Francfort, Alemaina, ny fivoriambe iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana. Mandray anjara amin’ izany ny delegasionina malagasy tarihin’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (Medd), i Andonirina Max Fontaine. Nandritra ny fandraisany fitenenana no nanaovany adisisika ho fandresena lahatra ny mpiara-miombon’antoka sy ny mpandray anjara. Navoitrany sy […]
“Knowledge Exchange” : Fihaonambe momba ny fananantany
Tanterahina any Addis-Abeba, Etiopia, ankehitriny, ny fihaonambe ao anatin’ny tetikasa «Knowledge Exchange». Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Global Program for Responsable Land Policy (GPRLP) tarihin’ny fiaraha-miasa alemà GIZ. Manangona sy mampifandray ireo manampahaizana sy teknisianina amin’ny fitantanana ny fananantany avy any amin’ny firenena maro aty Afrika ny tetikasa. Tanjona ny hifampizarana […]
Tetikasa PLAE VI : Velarantany 1 400 ha narenina any Betsiboka
Mifantoka amin’ny ady amin’ny fikaohan’ny riaka ny asa, fanatsarana ny velon-tenan’ny tantsaha, ny fananantany, sns. Nahomby ny zava-bita any Betsiboka. Feno 25 taona ny Tetikasa miady amin’ny fikaohan’ny riaka ny nofon-tany (PLAE VI). Tanjona ny hiarovana sy hanarenana ny tany. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsian’ny KFW alemà […]






