Other News

« Mada sénior 2025» : Rava tsy lera ny lalao

Ratsy fiafara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­si­kara, taranja handball, sokajy Sénior 2025. Fifaninanana notanterahina tao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ny ala­hady 9 novambra lasa teo. Tsy tontosa hatramin’ny farany man­tsy ny fihaonana teo amin’ny sokajy lehilahy, nikatrohan’ny Littoral SC Atsinanana sy ny HBC Cut Atsimo Andrefana. Niala an-daharana […]

Lalao ara-pirahalahiana : Raikitra ihany ny fihaonan’ny Barea sy i Guinée Equatoriale

Na dia teo aza ny vaovao naelin’ny Federasionina gineanina (FeGuiFut), ny zoma lasa teo, fa tsy ao anatin’ny fandaharam-potoan’izy ireo ny hifandona amin’ny Barea. Fantatra omaly ihany, fa i Madagasikara sy i Kenya, no hifanandrina aminy. “Saika ratsy”! Nanitsy ny vaovao navoakany tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’izy ireo ihany, ny Federasiona gineanina […]

VAOVAO TAMBATRA

Mikatona avokoa ny masoivohon’ny Jirama manerana ny Nosy, manomboka androany. Miroso amin’ny fitokonana faobe ny mpiasa. Tsy mandray baiko avy amin’ireo mpitantana ka hampihatra ny « service zero » izy ireo. Tsy mankasitraka ny sata vaovaon’ny orinasa ny mpiasa ka manamafy ny fanafoa­nana izany sy ny fanalana ny tale jeneraly, Ron Weiss. […]

Sekoly Maarif: Namboly zana-kazo miisa 177

Aseho amin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny fandraisana andraikitra ho fiarovana ny tontolo iainana ao amin’ny sekoly iraisam-pirenena Ma­arif Talatamaty. Nohaza­vain-dramatoa Irmak Tuncer, sek­retera fahatelo ao amin’ny masoivohon’i Torkia eto An­tananarivo, fa hetsika iara­han’ny masoivohon’i Torkia sy ny mpianatry ny sekoly Maarif manatanteraka, anehoana fa manomboka amin’ny fahazazany dia efa beazina ny […]

Mahajanga : Zanaka varika 9 tratra teny amin’ny taksiborosy

Nisy ny fiaraha-miasan’ny Fitantanam-paritry ny tontolo iainana Boeny sy ny kaoperativa Cotisse. Zanaka varika, kara­zana sifaka, miisa 9 no tratra tao amin’ny toby fiantsonan’ity kaoperativa ity any Mahajanga, ny zoma 7 novambra teo. Noka­saina halefa amin’ny fiara mpitondra entana, avy any Maha­janga mankaty Antananarivo, ireo biby arovana ireo, ary tsy […]