Fongana ny fasana miisa telo tao amin’ny tanànan’ Ambatolampy, fokontany Analamarina, kaominina Soanierana, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny alarobia 10 septambra lasa teo. Novakin’ny jiolahy ireo fasana telo tsy mifanalavitra. Nentin’ireo tsy mataho-tody avokoa ny razana am-polony tao anatin’ireo fasana ireo. Nalain’ireo mpandroba ireo ny razana miisa dimy tao amin’ny fasana voalohany. […]
Other News
Anosikely: 4×4 tra-doza, roa maty!
Nodimandry ny vehivavy iray, 25 taona, mpandeha, sy ny mpamily nialana nenina teny anivon’ny hopitaly ity farany, saingy tsy tana koa ny ainy, taorian’ny lozam-piarakodia teny Anosy, ny marain’ny sabotsy 13 septambra teo. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy Anosy, afakomaly maraina tamin’ny 4ora sy sasany. Tra-doza tamin’ny lalana midina […]






