La question de la “vérité des prix” refait surface dans les débats économiques à Madagascar, notamment à chaque révision systématique mensuelle des prix à la pompe. Ce concept, souvent technique en apparence, cache en réalité un enjeu profondément social et politique. Il s’agit de fixer les prix des biens et […]
Other News
Tarifs douaniers : l’AGOA en ultime recours
La récente instauration de droits de douane de 15% à Madagascar fragilise plusieurs secteurs économiques. Face à cette situation, les opérateurs et le secteur privé concentrent désormais leurs espoirs sur l’AGOA (African Growth Opportunity Act). La prolongation de ce dispositif permettrait en effet à certains produits, notamment le textile et […]
Karate – Madagasikara: Handray ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika
Anisan’ny fanamby napetraky ny Federasionin’ny karate-do malagasy ny hivelaran’ ny Malagasy atleta eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena sy hahazoana vokatra tsara. Porofon’izany ny vokatra azon’ny Malagasy mpikatroka niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika natao tany Nizeria farany teo. 11 mianadahy no nisolo tena ny Malagasy tamin’izany ka nahazo ny tapakila hiatrehana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina manomboka anio, any amin’ny Nosy Maorisy, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja judo, ho an’ny sokajy Vétérans. Nanamarika ireo mpikatroka fa nianto-tena tanteraka izy ireo amin’ ity fifaninanana ity, saingy kosa ny voninahi-pirenena no arovana. Omaly no nanainga teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny delegasionina miisa 7. Araka ny vaovao miely […]
Tsipy kanetibe : Ekipa telo efa tafita amin’ny Final four
Hotanterahina anio, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Marcel Cerdan, ao Levallois France, ny dingana fahenina farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny «Masters 2025», taranja tsipy kanetibe. Hatreto, ekipa telo no efa fantatra fa tafita amin’ny Final four na ho inona vokatra amin’ity dingana atao ity. Anisan’ireny i Madagasikara, efa manana isa 35, […]






