Toy ny sehatra rehetra, nahitana fifohazana ihany koa ny zavakanto. Maro tamin’ireo mpanao mozika no teny an-kianja nandritra ireny fihetsiketsehana ireny, ka tian’izy ireo hitohy amin’ny asa mivaingana izany. Manaraka akaiky ny fivoaran’ny rahaharam-pirenena ihany koa ireo mpanakanto. Ho an’ ireo mpanao mozika manokana, maro izy ireo no tazana nilahatra, […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Tsy hisy ny sary ofisialin’ny filoham-panjakana, Randrianirina Michael, araka ny nampahafantarin’ny fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, raha tokony hapetaka amin’ny biraom-panjakana izany. Natao izany ialàna amin’ny kolontsaina fanandratana olon-tokana sy ho fampiharana ny politikan’ny fitsitsiana. Hiverina hifampidinika amin’ny Sadc ny eo anivon’ny Antenimierampirenena, rahampitso. Efa nisy ny fihaonana savaranonando […]
Praiminisitra sy ny masoivoho frantsay: Manohana ny tetikasan’ny governemanta i Frantsa
Manohana ny fitondram-panjakana. Nitsidika ny Praiminisitra, lehiben’ny governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, omaly, ny masoivohon’i Frantsa, Arnaud Guillois. Teo koa ireo delegasionina notarihiny. Nosoritan’ny Praiminisitra tamin’izao fifanakalozan-kevitra izao ireo lalantsaina sy vina hampanjariana ny fanavaozana sy ny fanarenana ny firenena. Nifantohana tanteraka ireo dingana ho atao mba […]
Aleo hifanatrehana
Hanao ahoana ihany ny fiainam-pirenena? Indrindra ny fiainam-bahoaka… Tsy mety tena misy ary maharitra izay fahamarinan-toerana politika. Nahoana? Ambaran’ny mpandinika sasany fa anisan’ny fototra sy fositra ny tsy fanarahan-dalàna. Tsy mety ho kolontsaina ny fanajana sy fampiharana lalàna. Saika mibahan-toerana na mahazo laka ho azy mandrakariva ny fanaovan’ny sasany […]
Fitantanana fokontany : Hahemotra amin’ny fotoana tsy voafaritra ny fifidianana
Tsy hotanterahina amin’ny alahady izao indray. Hahemotra amin’ny fotoana tsy voafetra ny fifidianana filoham-pokontany eto Antananarivo, araka ny nambaran’ny prefet Antananarivo. Tsy raikitra amin’ny alahady izao ny fifidianana filoham-pokontany eto Antananarivo, araka ny baikon’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Atitany. “Ny antony tena nahatonga anay nandray ilay fepetra, betsaka ireo mimenomenona. Betsaka […]






