Fasana roa novakian’ny jiolahy tany amin’ny fokontany Ampiakarana, kaominina renivohitra, disitrikan’i Soavinandriana afakomaly. Nahita ireo fasana efa nisokatra ny mpandalo iray tamin’ny 8 ora maraina ka nampandre ny tomponandraikitra. Tonga nijery ny zava-misy ny polisy avy amin’ny CSP Soanivandriana. Lasan’ireo olon-dratsy tamin’izany ny taolan-dava valo tao anatiny. Efa misokatra ny […]
Other News
Famonoana Karana : Voasambotra ireo dimy nahavanon-doza
Niakatra fampanoavana omaly ireo olona dimy voasambotra, voarohirohy tamin’ny famonoana karana, 67 taona, sy fandrobana tranombarotra tany amin’ny fokontany Manga – Mahajanga, ny 22 aogositra atoandro. Anisan’ny nahavanon-doza, namono nahafaty io karana tompon’ny tranom-barotra io, ny lehilahy mpitarika posy sady mpitatitra entam-barotra mivezivezy isan’andro eny an-toerana. Mpiasa ao amin’ilay karana […]
Mpandanja volamena : Tovolahy iray maty voatsatoka antsy
Hita nitsirara tamin’ny arabe, tao an-tampon-tanànan’ny kaominina ambanivohitra Antanimbary, disitrikan’i Maevatanàna, afakomaly tamin’ny 8 ora sy sasany maraina, ny tovolahy 23 taona, mpandanja volamena. Maty voatsatoka antsy izy raha ny fizahana ny razana. Nisy lehilahy telo nilaza ny handanja volamena taminy tamin’ny fotoana namelarany ny fitaovam-pandanjana volamena. Nitondra antsy teny […]
Kamiao mpitatitra entana nivadika : Zaza efatra niara-maty voatsindrin’ny vary
Niharan-doza sy nivadika ny kamiao mpitatitra entana iray tetsy Antakavana, disitrikan’Akazobe, ny zoma teo. Ankizy efatra mianadahy niara-maty voatsindrin’ny vary tamin’ny gony tao anaty fiara. Olona roa hafa naratra mafy. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy Antakavana, distrikan’Ankazobe, ny zoma hariva tamin’ny 7 ora sasany hariva. Kamiao Mercedes Benz, mpitatitra […]







