Other News

Orange Madagascar : Manohana ny fidiran’ ny mpianatra

Ho fanamarihana ny fidiran’ny mpianatra, nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny mpaninjara mpiara-dia aminy manerana ny Nosy, ny Orange Madagascar. Araka ny fanazavana azo tamin’izy ireo, omaly, natao ho fankasitrahana ny anjara toeran’ny mpaninjara amin’ny fifandraisana akaiky amin’ny mpanjifa sy ho fanohanana ny ankohonana amin’izao fotoana manan-danja izao izany. Noho izany, nisy […]

Fahatapahan-jiro eto Antananarivo : “Ho sarotsarotra ity taona ity…”, hoy ny Jirama

Manamafy ny fahasarotana amin’ny fatapahan-jiro eto an-drenivohitra ny orinasa Jirama, omaly. Manaitra sahady ny rehetra izy ireo mba hivonona hiatrika izany, ary mampanantena fa hilamina ny toe-draharaha amin’ny taona ho avy. Namoaka fanambarana tao amin’ny pejiny ny ori­nasa Jirama, omaly. Ni­songadina, tamin’izany, ny hoe: “Mivonona isika fa ho sa­rotsarotra ity […]

Chine: Foibe herinaratra avy amin’ny masoandro lehibe indrindra maneran-tany

Nanomboka niasa tamin’ny jona 2024 ny foibe famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro, manana tanjaka 3,5 GW any Chine. Fotodrafitrasa lehibe indrindra maneran-tany. Miorina any Urumqi, any amin’ny tapany andrefan’i Chine, napetraka amina velaran-tany 133,518 km2 ny takelaka misarika ny herin’ny masoandro, mitovitovy amin’ny haben’ny antsasaky ny tanànan’i New York any […]

TARATRY ny KANTO

« Madagascar, terre des esprits ». Io ny lohahevitry ny fampirantiana hotontosain’ilay mpaka sary, Rijasolo, hanomboka anio hatramin’ny 12 oktobra izao, ao amin’ny IFM Anakalely. Saripika miloko fotsy sy mainty toy ny nahafantarana azy hatrizay, nalaina tao anatin’ny 10 taona ireo notsongaina ireo. Misy sarina olona misy tromba, amina fandevenana, […]

Miditra ny mpianatra: Volavolaina ho vahiny ny taranaka malagasy

Omaly, niditra any an-tsekoly hamita ny taom-pianarana 2025- 2026 ny taranaka malagasy. Amin’ny ankapobeny, tsy nahitana fiovana firy ny fandaharam-pianarana. Tahaka izany koa ny mpampianatra sy ny mpianatra izay tsy niova toeram-piasana sy sekoly ianarana. Raha ireo tranga ireo, tsy antenaina loatra ny fiovana. … Mitohy ihany, mitohy hatrany ny […]