Ho fantatra tsy ho ela ireo minisitra handrafitra ny governemanta. Maneho ny heviny ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Vital Serge, filohan’ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar: “Olona niaina ny fanatanjahantena nanomboka tamin’ny fahazazana, mahalala izany atao hoe fanatanjahantena izany ary manao izany no mendrika ho minisitra hitantana ny minisiteran’ny […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Maty ny afo any amin’ny Allée des Baobabs Morondava. Marihina fa nisy trangan’afo tany ivelan’ny faritra arovana, ny 18 oktobra, ary niitatra tany amin’ny faritra misy ny fambolen-kazo avy eo. Tombanana hatrany amin’ny 7 ha ny velarana may. Maherin’ny 50 ny olona niara-nisalahy namono ny afo, nahitana ny Vondrom-piarahamonina, ny […]
Orinasa Star : Ostie ho an’ny mpiasa, eny Andranomahery
Laharam-pahamehana ho an’ny orinasa Star ny fiarovana ny mpiasa amin’ny fanatanterahana ny asa sy ny fahasalamana. Nisokatra ny 20 oktobra teo ny toeram-pitsaboana Ostie, eny amin’ny foibe Andranomahery. Hanome fitsaboana haingana sy tsara kalitao, iarahana amin’ny ekipa mpitsabo sy fitaovana maoderina, mba hisitrahan’ny mpiasa fitsaboana mendrika. Ankoatra ny fotodrafitrasa, mandray […]
Raharaha Jirama : Mbola mitohy ny fandrahonana
Nanao amboletra, niditra tao amin’ny foibe Jirama Ambohjatovo Ambony, ny mpikambana iray ao amin’ny sendikan’ny mpiasa, omaly. Taorian’izay, nilaza ny pejin’ny Jirama ofisialy fa mbola mitohy hatrany ny fandrahonana atao amin’ny tale jeneraly, Ron Weiss. Voalaza fa mpiara-miasa sasany mbola te hanohy, handetika lalindalina kokoa ny orinasa, noho ny kolikoly, […]
Seranam-piaramanidina : Mitaky 80 miliara Ar amin’ny orinasa Ravinala ny Adema
Manaitra ny Filoham-panjakana sy ny governemanta vaovao ny mpiasan’ny orinasa Adema. Mitaky ny handoavan’ny orinasa Ravinala Airports S.A, ny volany mitentina 16 000 euros. Haba ho an’ny fitantanana tsy voaloa nanomboka ny taona 2020 io vola io. Namoaka fanambarana ny mpiasan’ny orinasam-panjakana Adema, omaly 20 oktobra. Nampahatsiahiviny fa miisa 57 […]






