Voafitaka sa mpiray tsikombakomba ireo voalaza fa mpitolona tia tanindrazana? Raha ny zava-misy ankehitriny manko, mitaky valiny izay fanontaniana izay. Mila fanazavana amin’olon-tsy fantatra izay toa fialokalofana sy mpisintona ny singa tokony hahetsika amin’ny toe-javamisy ankehitriny. Tsy tongatonga ho azy akory fa misy atidoha goavam-be samihafa, namolavola sy nanakarama […]
Other News
Mpiasam-panjakana ambony: Voarara tsy mahazo mivoaka an’i Madagasikara
Tsy misy mahazo mivoaka an’i Madagasikara ao anatin’ny telo volana ireo mpiasam-panjakana ambony. Ho hentitra amin’ny fanaraha-maso sy ny fanaovana tombana ary fiarovana ny fananam-bahoaka ny tomponandraikitra. “Tsy misy intsony ny gaboraraka fa tsy maintsy fitantanana madio sy mangarahara ary manana tamberin’andraikitra amin’ny vahoaka. Satria indramina amin’ny vahoaka na ny […]
Chan 2024 – « prize money »: Singa telo no nampihena izany
Nivoaka tamin’ny fahanginany Rabemanantsoa Benjamin, filohan’ny delegasionina Barea, nandritra ny “Chan 2024”, sady komity mpanatanteraka (CE) anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nohazavainy, omaly, tetsy Isoraka, fa singa telo no nanesoran’ny Kaonfederasiona afrikanina an’ilay vola “prize money” mitentina 1,2 tapitrisa dolara. Raha ny nambarany, nalain’ny Caf tamin’io vola io, tany […]
SOMBIM-BAOVAO
Seksionina miisa efatra indray no nahavita ny fanavaozana ny mpitantana azy ho an’ny taranja basikety. Ny seksionina Ambohidratrimo ao anatin’ny ligin’Analamanga, ny seksionina Manakara ao anatin’ny ligy Fitovinany. Miampy ny seksionina Vangaindrano ao amin’ny ligy Atsimo Atsinanana sy ny seksionina Brickaville, ao amin’ny ligy Atsinanana. Tsy mbola misy fiovana, hatreto, […]
Anciennes Gloires : Nahazo fanampiana avy amin’ny FMF
Notanterahina omaly, tetsy Isoraka, ny fizarana ny fanampiana ho an’ireo mpilalao baolina kitra tranainy, nandrafitra ny ekipam-pirenena, nanomboka tany amin’ny Equipe nationale, nandalo tamin’ny Club M sy ny Scorpions ary ny Barea, na ny Anciennes gloires. Nahatratra 44 izy ireo no nisitraka izany avy amin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra. Nanolotra […]






