Other News

Seho tao Antsahamanitra : Nahatanteraka fanamby i Melky sy i Firmin

…«20 taona sahady izay… Tonga hanolotra zavatra tsara be ho anareo izahay…», hoy i Firmin, andro vitsivitsy nialoha ny fampisehoana niarahany tamin’i Melky, notontosaina tao Antsahamanitra, omaly tolakandro. Samy nanolotra ny tsara indrindra tany aminy ireto mpanakanto ireto. Tsi­karitra avy hatrany fa tsara fanomanana sy famerenana i Melky sy i […]

Fampianarana zavakanto : Mila ampitoviana ny tadindokanga

Mampianatra manao sary, atsy. Mampianatra mitendry na mitsoka zavamaneno, aroa… Samy mandroritra izay heveriny fa mety. Misy milaza fa ao anatin’ny hateloana, mahay mitendry feon-kira iray. Ny hafa manambara fa «intelo mianatra ihany ny mpianatra ato aminay dia mahay ny fototra fanaovana hosodoko». Ampahana endrika fampianarana zavakanto misy eto Madagasikara […]

Tarika Ny Voanio 60 taona: Nifamatotra akaiky ny mpijery sy ny teny an-tsehatra

Nafana ny teny an-tsehatra… Nafana nanaraka izany ihany koa ny mpijery. Nandihy ny teny an-tsehatra… Nanetsika ny vatany sy ny tanany ary ny tongony moramora ihany koa ny iray efitrano… Nanolotra ny kanto ny tarika Ny Voanio… Tafiditra ao anatin’ireo fampisehoana hoenti-manamarika ny faha-60 taona. Nanatanteraka seho miavaka tao amin’ny […]

TSELATRA

Lehilahy iray nitondra kodiaran-droa, naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy tetsy Tanjombato, omaly hariva. Nanao taingin-droa ary nitondra ny zanany lahy kely izy io tamin’izany. Nianjera ny moto notengainan’izy ireo ka niteraka ny loza. Vokany, naratra mafy ilay raim-pianakaviana raha toa ka tsy naninona kosa ny zanany. Mpianaka avy […]

Vely « bois rond » misy fantsika: Lehilahy iray namoy ny ainy, tratra ny olon-dratsy

Novelesin’ny jiolahy ta­min’ny “bois rond” misy fan­tsika tany Mangarivotra, omaly, ny mpivady. Namoy ny ainy vokatry ny ratra mafy nahazo azy i Crino Pierre, raim-pinakaviana 45 taona. Raha toa ka mbola manaraka fitsaboana kosa ny vadiny. Avy niandry faty tany Akirihiry ary hamonjy fodiana any an-tranony izy mivady ireo ny […]