Other News

FANTINA sy FINTINA

Efa miditra manao fanadihadiana momba ireo fananan-dRavatomanga Mamy koa ny rafi-pitsarana frantsay misahana ireo hosoka ara-bola (PNF). Efa tonga ao Maorisy izy ireo. Tsiahivina fa raharaha famotsiam-bola no anenjehan’ny « Financial Crimes Commission – FCC» azy atsy amin’ity Nosy rahavavy ity. Mitaky ny karaman’ny sefo fokontany ireo depiote, nanoloana ny minisitry ny […]

Didim-panjakana fampisondrotana : Hiakatra ho 315 000 Ar ny karama farany ambany

Nilatsaka ny 29 jona teo ny didim-panjakana mamaritra ny fampisondrotana. Hiakatra ho 315 000 Ar ny karama farany ambany eny anivon’ny sehatra tsy miankina. Voalaza ao anatin’izany didim-panjakana izany fa indroa miantoana ny fampiakarana ka ho 300 000 Ar izany ary mbola hisondrotra ho 315 000 Ar amin’ny oktobra ho avy izao. Misongadina […]

Mpisandoka fitiavana

  Mipoitra ny angaredona etsy sy eroa, manohana ny fitondrana sy ny fiandrianam-pirenena. Miaka-pofona ny antoko politika. Manangatra ny  fikambanana isan-karazany. Mampiaka-peo ireo mihevitra ho tompon’ny tolona sy nametraka ny Fanavaozana. Milaza ho tsy mila fijabajabahan’ny firenena avy any ivelany sy ny fikambanana iraisam-pirenena. Mazava ny zotra, tompon’ny lakile tsy […]

Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana : “Mitarika manontolo ny fikaonandoha ny FFKM”

Nifanatrika tamin’ireo depiote eo anivon’ny Antenimierampirenena ny governemanta notarihin’ny Praiminisitra, omaly, teny Tsimbazaza. Anisan’ny nitondrany fanazavana ny momba ny fikaonandoham-pirenena. “Nahitsy ny fomba fia­sa : nanapaka ny Filohan’ny Fanavao­zana, hamafisina fa ny FFKM no mitarika manontolo ny fikaonandoham-pirenena”. Io ny fanazavan’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, ta­min’izany. Omena ny FFKM ny asa rehetra […]