Other News

Disparitions inquiétantes d’enfants : Le corps d’un adolescent retrouvé dans un étang

Alors que l’opinion publique est encore sous le choc, suite à l’assassinat de Sahala, cette fillette de 12 ans retrouvée morte mardi dans une forêt de pins à Amboanjobe, après avoir été signalée disparue, le corps sans vie de Fetraniaina Razafimahatratra, un adolescent à peine âgé de 15 ans, également […]

TSELATRA

Nambanan’ny olon-dratsy antsibe, voaroba ireo telo mianaka nikasa hamonjy fiangonana vao maraina teny Andravoahangy, omaly. Lasan’ireo tsy valahara ny poketra nisy vola sy baiboly ary ny findain’ny zanak’izy mivady. Olona iray nifatotra lamba teo amin’ny lohany hita faty teny Androndra, omaly maraina. Tsy fantatra mazava ny antony nahafaty azy. Tsikaritry […]

Toamasina : Olon-dratsy 9 voasambotra

«Fitaovam-piadiana iray ihany no nampiasain’ireo mpanao ratsy ao Toamasina Renivohitra», araka ny fanazavana voaray teo anivon’ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, omaly. Nanomboka ny 24 jona lasa teo hatramin’ny omaly, miisa efatra ny fanafihana mitam-piadiana nitranga tany an-toerana. Ny taim-bala nampiasain’ireo olon-dratsy no nahafahan’ny mpitandro filaminana namantatra io toe-javatra niseho tao an-toerana […]

Tafika Rosianina : Manamafy ny tanjany aty Afrika

Mitohy ny tohana ataon’ny Tafika Rosianina aty Afrika. Ani­san’ireny i Madagasikara amin’ny tohana ara-pitaovana sy ny fampiofanana ny miaramila. Vao nanolotra fitaovana “anti-drones”, rahateo izy ny faran’ny herinandro lasa teo, araka ny voalazan’ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Micahaeël. Firenena iray itondran’ny Rosianina tohana koa ny ao Mali. Mandray anjara […]

Tsy fandriampahalemana : 90 ireo zaza very tanatin’ny enim-bolana

Mahatratra 90 ny filazana zaza very voarain’ny polisy tao anatin’ny enim-bolana. Tafaverina tamin’ny ray aman-dreniny ny 43. Fitsoahana ny toeram-ponenany ny ankamaroany. Mandositra ny trano fonenana ny ankamaroan’ireo zaza naharasain’ny mpitandro filaminana eo anivon’ny PMPM fampahafantarana na dia misy ihany aza tranga hafa, hoy ny fanazavana voaray avy amin’ny tomponandraikitry […]