Dans le vif du sujet. Le Conseil des ministres de la Sadc, s’est ouvert dans une atmosphère chaleureuse et empreinte de fraternité, hier au CCI Ivato, sous la présidence de la ministre malgache des Affaires étrangères, Rasata Rafaravavitafika qui succède au Professeur Amon Murwira, ministre des Affaires étrangères et du […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Nilatsaka ny didy ho an’ny mpitarika ny Otrikafo, Rabevahiny Elia, sy ireo namany dimy hafa. Sazy mihantona herintaona an-tranomaizina, no azon’izy ireo tamin’izany. Tsiahivina fa voasambotra tany Benetsy, Toliara, ny faran’ny volana jolay teo izy enina mirahalahy. Niakatra fitsarana omaly, ary izao voasazy izao. Naneho ny heviny ny antoko MMM […]
Famahana ny olan’ny fananantany : Manao tohivakana ny fametrahana ny BSFI
Maromaro ireo Birao solontenan’ny fananantany iraisana (BSFI) tafapetraka tato anatin’ny herinandro, ho famahan’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny olana amin’io sehatra io. Anisan’izany ny any amin’ny distrikan’ Andilamena, ny any Nosy Varika, ny kaominina Andranomanelatra sy Vinaninkarena, distrika Antsirabe II. Teo koa ny fametrahana […]
Misondro-boninahitra
Miakatra ambony dia ambony ny toerana misy an’i Madagasikara raha ny momba ny diplaomasia no resahina. Tsy mahasakana ny fisandratana amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fisian’ireo Malagasy mpilaravinahitra any ivelany, mamendrofendro sy manaratsy ny tanindrazana iombonana. Ireo natao hanirina no mampivandravandra. Ireo heverina ho mirehareha fa Malagasy no mpanaratsy. Tsy […]
Filankevitry ny minisitry ny Sadc : Nandray ny fitantanana i Madagasikara
Kihon-dalana farany amin’ny fivoriana, ankoatra ny an’ny Troïka, mialoha ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta, ny filankevitry ny minisitra eo anivon’ny Sadc. Nandray ny fitantanana ny minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, Rasata Rafaravavitafika. Vita teny amin’ny CCI, Ivato, omaly, ny famindram-pitantanan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny sy ny varotra iraisam-pirenena zimbabwéen, Pr […]






