Nampihorin-koditra! Razana iray nifono lamba hitan’ny ankizy nilalao tao Ambavaloza, tsy lavitry ny fokontany Ankadinondry II, kaominina Ankadinondry Sakay, ny talata 1 jolay teo. Nasitrisitriky ny olon-dratsy tao anaty kirihitra, hitan’ny andian’ankizy nilalao tao anatin’io fokontany io ny taolam-balo maromaro niampy karan-doha miisa efatra. Tsy vitan’izay, razana iray mbola nifono […]
Other News
Toamasina : Hanamafy ny fisafoana ny OMC
Hitohy ny fisafoana, atoandro sy alina, ataon’ny ekipan’ny mpitandro filaminana mivondrona amin’ny OMC, manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy ao Toamasina Renivohitra. «Efa misy olona hanaovana fanadihadiana eo anivon’ny polisim-pirenena manoloana ny tranga famonoana ilay zazavavy 12 taona tao Mangarivotra, ny sabotsy 27 jona lasa teo », hoy ny fanazavan’ny tonian’ny fampanoavana anivon’ny […]
Lehilahy maty niboraka tsinay : Novonoin’ny mpiara-miasa taminy tetsy Maroroho
Fifandirana indraindray. Maty notsindromin’ny mpiara-miasa taminy, tamin’ny antsy, ny lehilahy iray, tetsy Maroroho Tsimbazaza. Niboraka ny tsinainy, izay nitarika tamin’ny fahafatesany. Maty notsindromin’ny mpiara-miasa taminy tamin’ny antsy tetsy amin’ny Annexe Aceem Maroroho Tsimbazaza, afakomaly hariva, tamin’ny 7 ora sy sasany, ny lehilahy iray 50 taona. Vavahady nidobodoboka no henon’ny mponina […]






