Other News

« Fofon’aina » : Fampirantiana ireo tsongon’asan’i Pierrot Men

Angamba izy no mpaka sary ahafantarana indrindra an’i Madagasikara… Hisy ny fampirantiana ireo sanganasany notsongaina, haneho ny tontolony. «Fofon’aina»… Lohahevitra mahafaoka be, milaza ny fiainana fototra, ny antom-pisiana, ny maha olombelona. Fa tsy izay ihany no tiana hasongadina amin’ny fampirantiana « Fofon’aina », hanehoana ireo sanganasan’i Pierrot Men. Saripika araka ny nahafantarana […]

VAOVAO TAMBATRA

Asa manodidina ny 200 000 no tandindonin-doza noho ny hetra vaovao nampidirina sy nampiharina nanomboka ny taona 2023, ho an’ny orinasa afakaba. Tara ihany koa ny fandoavan’ny fanjakana ny TVA ka mahatonga ireo orinasa ho very hevitra. Miantso fifampidihana ny GEFP mialoha ny handraisana fanapahan-kevitra vaovao. Tsy tokony hisy ihany koa […]

Fampiasam-bola : Hanakaiky ireo mpandraharaha ao Sava ny EDBM

Vita sonia omaly, teny Anta­­ni­narenina, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) sy ny faritra Sava. Tetikasa mi­kendry ny hanamafy ny fampiroboroboana ny fampiasam-bola any an-toerana. Hetsika tafiditra ihany koa ao anatin’ny paikadin’ny EDBM amin’ny fananganana ny sampana ao Sambava, araka ny drafitrasany ho an’ny taona 2026. […]

Airtel Madagasikara: Manarina an’i Toamasina

Mandray anjara feno amin’ny fanarenana an’i Toamasina, vokatry ny rivodoza Gezani farany teo, ny orinasa Airtel Ma­dagasikara, amin’ny alalan’ny Fondation Airtel Africa. Natao ny 25 jona teo ny fanolorana ny fanampiana ho an’ny Lycée Rabemananjara. Tonga nanatrika ny fotoana ireo manam-pahefana maro, tao koa ny solontenan’ny orinasa mitantana ny seranan-tsambon’i […]

Mahavavy-Kinkony : Niova fo hiaro ny tontolo iainana ny mpiavy any an-toerana

Nankalazaina ny 29 sy 30 jona teo ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME) any amin’ny distrika Mitsinjo, Faritra Boeny. Anisan’ny nampiavaka azy ny faharesen-dahatry ny mpiavy avy any atsimon’ny Nosy, hiaro ny tontolo iainana. Tany Ambalihamarotia, kaominina Mitsinjo no nanatanterahana ny fo­toana. Nanatrika tao avokoa ny manam-pahefana isan-tsokajiny […]