Other News

Haltérophilie: Harinelina R. récompensé

En marge des Championnats d’Afrique jeunes et juniors d’haltérophilie et de l’assemblée générale extraordinaire (AGE) de la Confédération africaine d’haltérophilie (WFA) tenus à Accra (Ghana), le président de la fédération Malagasy d’Haltérophilie, Harinelina Randriamanarivo, a été distingué pour son engagement exceptionnel en faveur de la discipline sur le continent. La WFA […]

Fitsindromana zava-mahadomelina : Miparitaka ny tsimokaretina VIH sy Hépatite

Manodidina ny 2 000 mahery ireo olona midoroka zava-­ma­ha­­dome­lina amin’ny alalan’ny tsindrona eto Mada­gasikara, izay raisin’ny fikambanana an-tanana, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny ONG Ainga Aides. Taorian’ny fitiliana natao tamin’ireo marary, 163 no fantatra fa mitondra ny tsimokaretina hépatite C, raha ny tatitra voaray. Izay manodidina ny 30% eo […]

Rugby lalaovin’olona 7 – “Mada 2025”: Lasan’ny CEA sy ny SCB Besarety ny amboara

Tontosa tetsy amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka, ny sabotsy sy alahady lasa teo, ny fifaninanana rug­by lalaovin’olona 7, lahy sy vavy (Mada 7’s 2025). Fihao­nana nokarakarain’ny Mala­gasy Rugby. Voahosotra ho tompondaka ny SCB Besa­rety, teo amin’ny sokajy vehivavy, raha ny CEA Andrano­ma­nalina kosa ny teo amin’ny lehilahy. Nisongadina ireo ekipa roa […]