Other News

Mpanao gazety voatafika: Voaroba avokoa ny fitaovam-piasany

Tokantranon’ny mpanao gazety iray monina sy mipetraka ao Tanamakoa, Toama­sina, lasibatry jiolahy ny alin’ ny alahady hifoha alatsinainy 18 aogositra, tamin’ny 1 ora sy 30 minitra maraina lasa teo. Tapaka ny herinaratra sady oram-be tamin’io fotoana io. Tsy tao an-tokantrano, mbola tany ambanivohitra nanao fi­karoham-baovao io mpanao gazety io. Efa-dahy […]

Nivarotra «Méthamphétamine » : Lehilahy naiditra eny Tsiafahy

Nahatrarana Méthamphétamine 10 kg mahery teny Ampasampito, nalefa any Tsiafahy ny lehilahy iray taorian’ny fampanoavana. Niakatra fampanoavana ny sabotsy 16 aogositra lasa teo, notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy, ilay lehilahy mpiva­rotra zava-mahadomelina mahery vaika. Voasambotry ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Ampasampito Ambohimirary io lehilahy io, ny […]