« Savaravina am-pamoloana ». Hisy ny adihevitra anio amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. « Tsy ampy voambolana hoe ny teny malagasy? », « Mety ho vahaolana ve ny fanekena ny teny vahiny sy ny fitenin-jatovo » ? Ireo ny lohahevitra hiompanan’ny adihevitra, na dia efa nifarana aza ny fanamarihana ny « Iray […]
Other News
Tantara an’onjampeo: Nisokatra ao Vakinankaratra ny sampana VMTM
Iray amin’ireo sehatra ahafahan’ny zavakanto sy kolontsaina mirotsaka eo amin’ny fanabeazana ny tantara an’onjampeo. Anisan’ny manome lanja sy hasina izany ny fivelaran’ny VMTM. Diboky ny kanto ny ao amin’ ny Faritra Vakinankaratra, ny alarobia 24 jona teo. Nisampana, ary notokanana tao Antsirabe, renivohitry ny Faritra Vakinankaratra, ny Vondron’ ny Mpiangaly […]
VAOVAO TAMBATRA
Miroso ny dingana hanombohana ny asa fananganana ny Fly Overs Anosizato. Harindra ny tetikasa ka jerena manokana ny lafiny sosialy sy ara-tontolo iainana. Tsy hikatona ny RN1 mandritra ny asa hatao. Harindra ny fivezivezen’ny fiara. Hosokafana ny lalam-piviliana mba hampihenana ny fahasahiranan’ireo mpampiasa lalàna. Nivoitra tao anatin’izay ny fanonerana ho […]
Antsiranana : Angovo karazany 3 ampiasain’ny Enelec
Fiovana lehibe. Dingana vaovao no tanterahin’ny orinasa Enelec any Antsiranana, amin’ny alalan’ny Chelsea Energie, hanatsarana ny famatsiana herinaratra. Voalohany, ny fametrahana milina mamokatra herinaratra, marika Wartsila, 12V32, mandeha amin’ny solika HFO, manana tanjaka 4 MW, fanampiny. Efa tonga eto Madagasikara ity milina ity, ary efa eo am-pametahana. Faharoa, ho vita […]
Fambolena : Hapetraka ny fotodrafitrasa niomerika
Nampahafantarina ny 29 sy 30 jona teo ny tetikasa hametrahana ny fotodrafitrasa niomerika iombonana ho an’ny fambolena (IPNA). Tanjona ny hampiasana ny teknolojia niomerika amin’ny fitantanana ny antontam-baovao mahakasika ny fambolena sy ny fomba famokarana. Fotodrafitrasa ahitana ny rejisitry ny mpamokatra sy ny rafitra fanaraha-maso ny vidim-bokatra. Eo koa ny […]






