Other News

« Muay Thai Tournament 2 » : Hitiliana izay hiatrika ny « Trophée de Choc 2026 »

Hotontosaina ny alahady 21 septambra izao, ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny andiany faharoa amin’ny « Muay Thai Tournament ». Fifaninanana hitiliana izay hiatrika ny ady iraisam-pirenena, toa ny « Trophée de Choc 2026 ». Ny klioban’ny GISL (Grande île sports loisirs ) no mikarakara izao fifaninanana izao, ahafahana mitily […]

Baolina kitra – Cosafa U17 : Nidiram-baolina 13 ny Barea zandriny

Nangidy sy navesatra tamin’ny mpitia baolina kitra ny vokatra azon’ny Barea, nandritra ny fifaninanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika (Cosafa cup), sokajy U17. Faharesena telo no azo ary nitana ny rambony tao amin’ny vondrona “B” izy ireo. “Resy lava!” Nosem­banin’ny raho-maintin’ny Barea sokajy U17, ilay fifaliana mavaivay […]

Kaominin’i Bemasoandro : Nahoraka ny fitsenana an-dry Feno, Manda, Antonio, Barea Chan mpilalao

Manetriketrika! Noraisina tamin’ny fomba miavaka teny amin’ny kaominina Bema­so­andro ireo mpilalao telo mirahalahy, izay nandrafitra ny Barea, nitondra avo ny voninahi-pirenena, nandritra ny “Chan 2024”. Ny alahady lasa teo, nafana sady nalaza teny amin’ny kaominina Bemasoandro sy tetsy Itaosy iray manontolo ny fandraisana an’ireo mpilalao telo mirahalahy, i Manda, Feno­hasina […]

VAOVAO TAMBATRA

Namoaka ravim-bola vaovao 10 000 Ar sy 20 000 Ar ny Banky foiben’i Madagasikara. Mitovy endrika amin’ny vola efa nisy ihany izy ireo saingy ny mampiavaka azy dia ahitana kofehy fiarovana vaovao. Hita ilay kofehy rehefa atongilana, izay miendrika kofehy mitapatapaka miova loko maitso sy mena. Rehefa ahetsika miakatra sy midina indray […]

“Youth Connekt Africa Summit 2025” : «  Efa vonona ny handray ny hetsika i Madagasikara » hoy ny Tale Yann Gwet

Manao fitsirihana farany amin’ny fikarakaran’ny Mala­gasy ny fandraisana ny fivoriamben’ny tanora, «Youth Connekt Africa Summit 2025», i Yann Gwet, tale mpanatanteraka avy amin’ny Hub. Tonga teny amin’ny biraon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), tetsy Ambohijatovo, izy, omaly. Nan­dray azy ny minisitra Mousta­pha Abdulah Marson. «Tsy mbola nisy firenena tena […]