Other News

TARATRY ny KANTO

Hanomboka anio ny fitsapam-pahaizana ho an’ireo maniry ny hianatra ao amin’ny Anac. Isan’andro, manomboka amin’ny 9 ora maraina izany, etsy Anosy. Mahakasika ny taranja rehetra toa ny dihy izay mbola mizara zana-tsokajy, ny zavamaneno rehetra, ny “éveil musical”, ny orikesitra, kabary, sns, izy ity. Natao mba hamaritana ny fahaizana efa […]

Fivelaran’ny talenta: Ny saina mihitsy no simba

Ilaina ny mahay solfezy. Setriny: « ny razantsika tsy nahafantatra na tongotra naoty iray aza ». Ilaina ny manatrika fiofanana ho fanatevenam-pahalalana. Setriny: «efa voafehinay tsara io. Izahay aza no tokony hampianatra»… Taona 2025, mbola tafajanona amin’izany hadihevitra izany ihany no heno eo amin’ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Ilay saina na foto-pisainana no […]

Rado Ramaherison : “Toy ny fahaizana mihira, mila talenta ny fiantsana tononkalo”

Manomboka miroborobo fatratra ankehitriny ny hetsika hoenti-miantsa tononkalo. Mahasarika talenta vao eo amin’ny tontolon’ny soratra rahateo izy io. Samy manao izay hampiavaka ny azy ny mpikarakara sy ny mpiantsa tsirairay. Milaza ny heviny i Rado Ramaherison, mpanoratra. Gazety Taratra (*): Miro­borobo fatratra ny fiantsana tononkalo ankehitriny. Mora hatao ve izy […]

FANTINA sy FINTINA

“Mapar 100% ve ny Antenimierandoholona ary ho Mapar avokoa ve ny loholona rehetra?” Io ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny antoko Humaniste-Écologiste, Ralambomahay Toavina, omaly, manoloana ny fampiakarana ho 60 tapitrisa Ar ny anto-bola firotsahan-kofidina loholona. Mihasarotra ny tolona ataon’ny olom-pirenena amin’izao fitondrana izao. “Tsy mety ary fanilihana ny fandikany ny […]