Other News

Kitra –« Mada Tour » : Hitily mpilalao manerana ny faritra ny Disciples FC

Efa nanomboka ny alahady lasa teo, tany Moramanga, ny hetsika “Mada Tour”, izay tontosain’ny Disciples FC Va­ki­nan­karatra. Tanjona amin’ity hetsika ity ny hitiliana mpilalao izay hanatevina ny ekipan’ny Disciples FC. Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny klioba, Johny Rijaniaina. Nahi­ta le­soka tanteraka ny klioba indrindra teo amin’ny fanomanana raha ny nambarany. […]

Karate-Afrika : Hanainga ny 20 jolay izao ny Malagasy

Ao anatin’ny fanomanana tanteraka amin’izao fotoana izao, ny Malagasy mpikatroka hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Cadet, Junior ary Senior, izay hatao any Nizeria, ny 22 hatramin’ny 27 jolay izao. Ny alahady 20 jolay izao kosa no hanainga eto an-tanindrazana, ny delegasionina malagasy, araka ny nambaran’ny filohan’ny Federa­sionina ny […]

Tsipy kanetibe – «Masters 2025»: Nosoloina an’i Yves Cédrick i Tinakely

Hiditra amin’ny dingana faharoa ny fiadiana ny “Masters 2025”, anio talata. Vonona avokoa ireo ekipa miisa 7 hiady lohany amin’izany. Anisan’ireo hiatrika izany ny ekipa malagasy. Nanolo mpilalao anefa ny mpanazatra ka nosoloina an’i Yves Cédrick i Tianakely. Hotanterahina anio ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, eo amin’ny […]

Mozika : Fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto  sy mitana andraikitra eo amin’ny fiainana

Manana lanjany betsaka eo amin’ny tontolo ny anjara asan’ny mpanakanto noho ny mozika ataony. Manabe sy mi­taiza ary mampianatra kolontsaina maro samihafa ho an’ny olombe­lona tsirairay avy izy ireny. Nambaran’ny mpankanto, Rajery Va­liha, fa manana anjara toerana eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny mozika ary fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto ihany koa. Voasokajy […]

Basikety – Analamanga: Hatao ny 27 jolay ho avy izao ny lalao famaranana

Efa miditra amin’ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Ana­lamanga, izay hatao etsy amin’ny Kianja Barea Mahama­sina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fanazavana nomen’ireo tomponandraikitra teny an-toerana, hotontosaina ny 27 jolay ho avy izao, eny an-toerana ihany, ny lalao famaranana ho an’ny sokajy rehetra, amin’ity fifanintsanana ity. Zava-dehibe tokoa […]