Other News

TSELATRA

Olona an-jatony, narary tratran’ny fahapoizinana ara-tsakafo tany Ambatomanohina ny alakamisy lasa teo. Nihinana sakafo namidy nandritra ny fampisehoana nataona mpanakanto iray tany an-toerana ireo olona ireo. efa manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaly Ambato­manoina, Analaroa izy rehetra. Raim-pianakaviana iray, maty notifirin’ny dahalo tany Amboronabo, Sakaraha, omaly tamin’ny 3 ora tolakandro. Nosakanan’ny […]

Raim-pianakaviana namono tena : Mpianaka niara-maty voahitsaky ny kamiaobe

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina in­dray tany amin’ny lalam-pirenena faharoa iny, afakomaly tamin’ny 11 ora atoandro. Ni­seho teo amin’ny amin’ny toerana antsoina hoe : Andriaka, tsy lavitra an’Anjiro, distrikan’i Mora­manga ny loza. Moto iray notaingan’olon-droa no nidona mafy tamin’ny kamiao mpitatitra entana iray teny an-toerana. Avy aty Antananarivo hihazo an’i Moramanga ilay […]

Fisotroana toaka : Lehilahy iray maty tampoka

Mirongatra ny trangam-pahafatesana tampoka eny rehetra eny, raha ny fanadihadiana natao teo anivon’ny tranom-patin’ny hopitaly bé Toamasina. Anisan’izany, ny raim-pianakaviana iray 45 taona izay nitsirara tampoka teo amin’ny tsenan’ny Valapinson ny zoma 15 mey lasa teo. Nilaza ho mangetaheta ary nangataka rano ho sotroina ity lehilahy ity. Naka malomaloka izy […]

Asan-dahalo : Ankizy varira maty notapahin-doha

Ankizy lahy, 13 taona, manana toe-tena varira no maty notapahin-doha tany Antananivony, Marovoay, ny sabotsy alina teo. Lasan’ireo olon-dratsy ny lohany. Tsy mbola misy tratra ireo nahavanon-doza. Tsy fandriampahalemana, mirongatra ny famonoana sy fanapahan-doha zaza varira eto amin’ny Nosy. Lasibatry ny famonoana tamin’ny fomba feno habibiana ny ankizy lahy, 13 […]