Other News

Fanjifana : Efa ilaina andavanandro ny MVola

Miova tanteraka ny fanjifana! Araka ny efa namantarana azy tato anatin’ny 15 taona, fifanakalozana ara-bola niomerika amin’ny alalan’ny finday ny MVola. Tsy mila mikirakira ravim-bola intsony. Lasa vokatra ilain’ny andavanandron’ny (PPN) ny mpan­jifa, ankehitriny, ny MVola. Azo ampiasaina handoavana ny fandaniana samihafa, toy ny faktioran’ny Jirama, ny saram-pamandrihana Canal +, […]

Ivato-Ambohitrimanjaka : Hisokatra amin’ny volana aogositra ny lalana

Vita ny ampahany farany amin’ny lalana « voie rapide » vaovao. Miainga eo amin’ny fihodinana « rond-point » Ivato Don Bosco, hatreny amin’ny fihodinana Andranotapahina. Mi­refy 4 km ity ampahan-dalana ity, izay hanomboka hisokatra ho an’ny fifamoivoizana amin’ny fiandohan’ny volana aogo­sitra ho avy io. Nijery ifotony teny an-toerana, ny minisitry […]

Bôndy : Arenina ny ala honko 40 000 ha

Ankalazaina anio 26 jolay ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala honko. Mandray anjara amin’izany ny orinasa Bôndy, nizara jiro manazava lalana miisa 250 amin’ny faritra 4 iasany. Misehatra amin’ny fiarovana sy ny fanarenana ny ala honko ny ori­nasa Bôndy, amin’ny alalan’ny tetikasa Ma Honko. Namba­ran’ ny talen’ny Toekarena manga ao […]

SOMBIM-BAOVAO

Hisolo tena an’i Madagasikara any Algérie, mandritra ny lalao afrikanina an-tsekoly, taranja Judo, Razakarison Tovohery, sokajy latsaky ny 55 kg. Ity no lalao afrikanina an-tsekoly voalohany ary tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara. Hotontosaina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja kick-boxing. Hatao ny maraina […]