Ho fampivoarana ny tontolo ambanivohitra sy fampiroboroboana ny famokaran’ireo tantsaha, nisy ny Tsenabe fivoarana izay atao eny Mahitsy, nanomboka omaly ka haharitra telo andro. Mpiantsehatra marobe no tonga mampiranty ny vokatra eny an-toerana. Tanterahina eny amin’ny Kianja Mahitsy ny hetsika «Tsenabe fivoarana», izay karakarain’ny solombavambahoakan’Arivonimamo, Rajerison Antoine. Tonga nanokatra izany […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny fiandohan’ny volana aogositra ny lalana Andranotapahina sy Ivato, ny Voie Rapide manomboka eo amin’ny Rond-Point Ivato Don Bosco hatrany amin’ny Rond-Point Andranotapahana. Manodidina ny 4 km ity ampahany farany ity. Nampahafantarina tany Ambovombe, ny fanovana ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany, ny 22 sy 23 jolay teo. […]
Rallye des industries : Miditra amin’ny dingana famaranana ireo mpifaninana
Hatao ny sabotsy 26 jolay izao, ny tapany farany amin’ny “Rallye des Industries”. Hotanterahina amin’io ny lalao manasa-dalana sy ny famaranana lehibe. Hanaporofo ny fahaizany sy ny paikadiny ireo mpifaninana taorian’ny fifantenana tamin’ny 12 jolay lasa teo. Eo amin’ny sehatry ny fanondranana, ny tontolo iainana ary ny politika indostrialy no […]
Yas : Tohana ho an’ny fananan’asa
Manohana mivantana ny hetsika Fihaonamben’ny fampiofanana, ny asa ary ny fampananasan’asa (CFME) ny orinasa Yas. Hatao etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba (AFT), ny 28 jolay hatramin’ny 2 aogositra ho avy izao, ny andiany faha-9. Fotoana hihaonan’ny matihanina mivantana amin’ny fampidirana mpiasa, ny mpianatra ary ireo mitady asa. Eo koa ireo […]
50 taona ny Aro : Mitentina 194 miliara Ar ny vola kirakiraina
Tranom-piantohana lehibe indrindra eto Madagasikara ny Assurance Aro. Tanjony ny hidiran’ny Malagasy amin’ny sehatry ny fiantohana isan-karazany. Niorina ny taona 1935 ny orinasa fiantohana « La Préservatrice », niova ho «Préservatrice Madagasikara» ny taona 1974. Taorian’ny nandraisan’ny fanjakana ny orinasa vahiny, lasa Aro (Assurances Réassurances Omnibranches) ny anarany, ny taona 1975. Maro […]






