Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Sendikan’ny fampianarana teknika sy fanofanana arakasa (ST MEETFP), Atsimo Atsinanana, ny herinandro teo. Nahitsy izy ireo manoloana ny fanendrena tomponandraikitra eo anivon’ny minisitera. Tsipahin’izy ireo ny fanendrena ny talem-paritra vaovao any Atsimo Atsinanana. “Takinay ny hanafoanana anatin’ny fotoana fohy ny fanendrena azy satria tsy mahafeno […]
Other News
Lasa hatramin’ny papay : Mirongatra ny asan-jiolahy ao Toamasina
Tsy mifidy hangalarina intsony… ! Koveta, siny, bidao anatazana ranon’olona na papay maniry eo an-tokotany aza lasan-dry zalahy. Izany no nitranga tao amin’ny fokontany maromaro ao Toamasina, omaly. Tsy laitra iainana intsony ny tsy fandriampahalemana. Mirongatra ny asan-jiolahy mitam-piadiana raha tsy iresaka intsony ny fanendahana sy halatra isaky ny alina. […]
VAOVAO TAMBATRA
Mandeha ny fanamafisana ireo tetezana miisa 13 (RN2), hitaterana ireo milina mavesatra ho an’ny famokarana herinaratra 105 MW avy any Toamasina mankaty Antananarivo. Miara-misalahy ny fanatanterahana azy ny minisiteran’ny Asa Vaventy sy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo. Milanja maherin’ny 60 hatramin’ny 70 taonina ny iray amin’ireo milina. Mamokatra trondro […]
Taozavatra: Tsy voahodina ny 70% ny rofia aondrana any ivelany
Reharehan’ny Malagasy ny rofia. Araka ny antontanisan’ny FAO ny taona 2023, manodidina ny 80 000 t/taona ny vokatra eto Madagasikara. Ambany ny tombontsoan’ny mpanao taozavatra, satria aondrana tsy voahodina any ivelany ny 70% ny rofia malagasy. Raha ny antontanisan’ny UNCTAD, ny taona 2022, ahazoana tombony avo 3 na 5 heny ny […]
SADC: Apetraka ny rafitra stratejika indostrialy
Hatao eto amintsika, ny 28 jolay hatramin’ny 1 aogositra, ny « Herinandron’ny indostria ». Fotoana handinihina ny fampandrosoana ny indostria aty Afrika. Hojerena manokana mandritra io fotoana io ny fampitomboana ny fiaraha-miasa, ny fifampizaran-kevitra ary hanamafisana ny fiovana ara-toekarena. Tanjona ny hametrahana ny paikady “Sadc industrialization Stratégie and Roadmap 2015-2063”, hanentanana ny […]






